Fi Fi Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fi Fi, Mahazo, Antananarivo.

18/10/2025
vonjeo fa ataon'ny olona tsaky toaka ato n'y sucre de peuple
15/10/2025

vonjeo fa ataon'ny olona tsaky toaka ato n'y sucre de peuple

mahefa bé amin'ny andraikitra mon Colonel
14/10/2025

mahefa bé amin'ny andraikitra mon Colonel

Ny mahay mitarika ady dia mahay mitifitra mialoha. Ny parlement miomakomana ny anazy no nataony Tonga mialoha. Tsy midik...
14/10/2025

Ny mahay mitarika ady dia mahay mitifitra mialoha. Ny parlement miomakomana ny anazy no nataony Tonga mialoha. Tsy midika anefa izany fa hivoaka mpandresy izay mahatifitra mialoha.
Sosokevitro dia ny oe: aza bé fangatak'andro n'y ratsamangaika rehetra fa Tonga de action.

Tolona tsy maintsy mandresy.

Ary Raha ity copie colé ity mo no asaintsika manao fanambarana ao amin'ny TVM eh.
14/10/2025

Ary Raha ity copie colé ity mo no asaintsika manao fanambarana ao amin'ny TVM eh.

Hanao diabe isika androany hihazo ny 13 Mai.Hiala isaky n'y faritra misy atsika tsirairayHiala isaky n'y orinasa misy at...
14/10/2025

Hanao diabe isika androany hihazo ny 13 Mai.

Hiala isaky n'y faritra misy atsika tsirairay
Hiala isaky n'y orinasa misy atsika tsirairay

Hanohana sy hifampitaona eny amin'ny 13 mai isika

-Z

14/10/2025

Ireo teboka vitsivitsy mila ovana maika eto amin'ny firenena, mbola maro fa santionany ireto: io marché public io dia fanabotrina fanjakana fa famelomana olotokana satria Zavatra vidina 100Ar eny atsena 3000ar anaty marché public ny rafipampianarana ifotony dia ajanony ny fampianarana valala any amin'ny ambaratonga fototra fa fanodinana fako ampianarina ny akizy, famoronana fitaovana ampianarina ny akizy andron'ny technologie izao dia digitaleo avokoa n'y sehatra rehetra, maro manapahaizana amin'izany isika Mamorona lalàna mifanaraka amin'ny filana andavanandro ary atao azo havaozina hifanaraka n'y toetrandro izany fohanana ireo andrim-panjakana tsy misy Ilana azy fa fialokalofan'ny mafia sy tsy maty manota izy ireny

Izay aloha fa apina tsikelikely eo ihany

de Mbola Zao ihany
14/10/2025

de Mbola Zao ihany

teny rehetra teny
14/10/2025

teny rehetra teny

Tsy mahazaka mandeha voyage alavitra oe Wawa fa naratra ny sofiny. Hay moa n'y ravitsofiny no fitombenanana ngamba ka va...
31/05/2025

Tsy mahazaka mandeha voyage alavitra oe Wawa fa naratra ny sofiny. Hay moa n'y ravitsofiny no fitombenanana ngamba ka vao mitontona n'y fiara eny andalana dia sao miendaka Ilay ravitsofina

Address

Mahazo
Antananarivo

Telephone

+261346630307

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fi Fi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fi Fi:

Share