Kint'ana

Kint'ana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kint'ana, Party Entertainment Service, VF 82 Ankazotokana, Antananarivo.

18/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Andrianarisoa Fanjanirina, Aymard Ramir, Andriniaina Arnele Hadassa

Tena nahafinaritra ny fiarahana omaly, Gymnothérapie, Jeux, mini atelier florale, massage, stimuli. Plateaux de fruits k...
09/03/2026

Tena nahafinaritra ny fiarahana omaly, Gymnothérapie, Jeux, mini atelier florale, massage, stimuli. Plateaux de fruits kosa no nanelanelana ny fotoana rehetra. Mazotoa mijery ny sary ary e. Misaotra ireo rehetra namaly ny antso.

Miarahaba ny vehivavy reetra nahatratra ny andro androany. Tanteraka soa amantsara ny hetsika nataonay androany, rahampi...
08/03/2026

Miarahaba ny vehivavy reetra nahatratra ny andro androany. Tanteraka soa amantsara ny hetsika nataonay androany, rahampitso mahazo ny sary misimisy isika. Araho tsy tapaka ary e

Tsy ho ela dia higadona ilay fotoana, Efa voalamina avokoa ny zavatra rehetra.C'est pour bientôt ! Tout est déjà prêt et...
06/03/2026

Tsy ho ela dia higadona ilay fotoana, Efa voalamina avokoa ny zavatra rehetra.

C'est pour bientôt ! Tout est déjà prêt et bien en place !

J-4, il ne reste plus que 2 places disponibles à 35000ar ! Réservez vite avant qu'il ne soit trop t**d. Une demi-journée...
04/03/2026

J-4, il ne reste plus que 2 places disponibles à 35000ar ! Réservez vite avant qu'il ne soit trop t**d. Une demi-journée de bien-être et de surprises vous attend.
Réservation et paiement : 0341105620

Efa tena akaiky le fotoana o, 2 sisa ny toerana an, Aza tara o
04/03/2026

Efa tena akaiky le fotoana o, 2 sisa ny toerana an, Aza tara o

J-7, 4 sisa dia feno isika. Formule sensoriel (massage) 1 sisa, Formule Détente 3 sisa. Aza tara e a.
02/03/2026

J-7, 4 sisa dia feno isika. Formule sensoriel (massage) 1 sisa, Formule Détente 3 sisa. Aza tara e a.

J-10 isika izao an, voafetra ny toerana.  Afaka manao réservation @ acompte aloha an, dia fenoina mialoha ny 02 mars fot...
27/02/2026

J-10 isika izao an, voafetra ny toerana. Afaka manao réservation @ acompte aloha an, dia fenoina mialoha ny 02 mars fotsiny.
Toerana tena mahafinaritra maintso mavana no hita ary ny mahita ny manodidina, vue tsara be.
Aza tara ary o !

034 11 056 20 Marie Claudia

26/02/2026
Voafetra ny isan olona afaka raisina amin io 08 mars io an, efa misimisy ny nisoratra anarana. Aza tara ary an. Tsy ho d...
26/02/2026

Voafetra ny isan olona afaka raisina amin io 08 mars io an, efa misimisy ny nisoratra anarana. Aza tara ary an. Tsy ho diso fanantenana ianao, fotoana hafakely io. Toerana misy zava maniry maintso mavana, vue tsara be

Address

VF 82 Ankazotokana
Antananarivo
00101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kint'ana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share