Fano Randriantsalama

Fano Randriantsalama Mpikabary ankafaliana sy ankaratsiana, fanambadiana, vodiondry, lanonana manan-kaja sivily sy ara-panjakana, sy ny maro hafa.

Tsy mialona namana mahay gitara.Vonona foana na aiza na aiza toerana, na oviana na oviana ny fotoana.
28/11/2025

Tsy mialona namana mahay gitara.
Vonona foana na aiza na aiza toerana, na oviana na oviana ny fotoana.

Ilazao ilay namanao mikarakara raharaha iny  raha mbola tsy nahita mpitondra teny.MpikabaryTonian-danonana
17/11/2025

Ilazao ilay namanao mikarakara raharaha iny raha mbola tsy nahita mpitondra teny.
Mpikabary
Tonian-danonana

Mahafinaritra foana ny mizara izay ananana na dia kely sy bitika aza.Ianao koa manร na fahazarana mizara fa mampitombo fa...
30/10/2025

Mahafinaritra foana ny mizara izay ananana na dia kely sy bitika aza.
Ianao koa manร na fahazarana mizara fa mampitombo fananana ny manome.

Inona marina moa ny tantara nandeha teto?Manazava, mampianatra, manabe.๐Ÿ“—๐Ÿ“–๐Ÿ“œManafy haja sy voninahitra ๐Ÿ™Feno fifaliana ๐Ÿ˜ƒ๐ŸฅฐK...
03/10/2025

Inona marina moa ny tantara nandeha teto?

Manazava, mampianatra, manabe.๐Ÿ“—๐Ÿ“–๐Ÿ“œ
Manafy haja sy voninahitra ๐Ÿ™
Feno fifaliana ๐Ÿ˜ƒ๐Ÿฅฐ

Kabary Miabo ๐Ÿ•™

Katsaka ela niantonana, tsaramaso ela niahazana, tsy maty akory sanatria sady tsy mitoe-poana fa miandry fotoana hitsiri...
23/09/2025

Katsaka ela niantonana, tsaramaso ela niahazana, tsy maty akory sanatria sady tsy mitoe-poana fa miandry fotoana hitsiriana.

Aleo ampitoviana tsara ny tadin-dokanga aloha vao mandroso ao.Kabary Miabo
16/09/2025

Aleo ampitoviana tsara ny tadin-dokanga aloha vao mandroso ao.

Kabary Miabo

Tsy vitan'ny mandravaka ny fotoana fotsiny ihany ny Mpikabary, fa tena manafy haja sy manandratra ary manome voninahitra...
12/09/2025

Tsy vitan'ny mandravaka ny fotoana fotsiny ihany ny Mpikabary, fa tena manafy haja sy manandratra ary manome voninahitra anao tompon-draharaha sy ny fianakaviana fa indrindra ihany koa ireo olombelona nasainao .
Safidio tsara izay ho mpitondra teny amin'io andro iray toa zato amin'ny fiainanao io.

Fotoana iray tsy hay adinoina, feno fifaliana sy vonto fihetseham-po.Mpikabary iray, manome ny tsara indrindra ho anao s...
10/09/2025

Fotoana iray tsy hay adinoina, feno fifaliana sy vonto fihetseham-po.
Mpikabary iray, manome ny tsara indrindra ho anao sy ireo nasainao.
Antso: 034 14 634 60 / 033 14 408 16

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fano Randriantsalama posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share