04/02/2026
Salama eee.
Dia mbola mamerina ny fisaorana antsika nametraka ny safidy sy ny fahatokisany ny Espace Vohimasina by HM Restaurant, Bar, Grill .
Manome toky ary manamafy ny ezaka amin 'ny ity taona vaovao ity.
📍Ambohibao Ambohijanahary
☎️ 0345266828
́uniondefamille