Didd's Deejay

Didd's Deejay 💿DJ professionnel avec plus de 20 ans d'expérience

🎤Maître de cérémonie (Français / Malagasy)

✨️Spécialité house Music

☎️ Manager: +261345965442

31/05/2026

C'était chaud hier soir pour la finale du champions league chez ,

Félicitations au PSG👏🏻

Effectivement😅, toujours avec la team W-King Madagascar 🔥🐼🔥

En ce jour de Pentecôte, laissons-nous inspirer par le partage, l'unité et le renouveau. Bon dimanche et joyeuse fête ! ...
24/05/2026

En ce jour de Pentecôte, laissons-nous inspirer par le partage, l'unité et le renouveau. Bon dimanche et joyeuse fête ! 🕊🐼❤️

Mamy kely fona ireto famille ireto ❤️🐼❤️Fanin-droany aho zay no nanao ny Mariagen'ny zanak'izareo, ny voalohany an'ny za...
19/05/2026

Mamy kely fona ireto famille ireto ❤️🐼❤️

Fanin-droany aho zay no nanao ny Mariagen'ny zanak'izareo, ny voalohany an'ny zanany vavy d ny faha roa an'ny zanany lahy, fa dia tena mafana be fona ny fiarahana eh 🔥🤩

"Encore une fois félicitations Zo&Ando"

Mankasitraka amin'ny fatokisana🙏

Hinoko fa souvenir mamy ho anareo iny fiarahan-tsika iny 🇲🇬🐼🇲🇬

Ity izany vao tena hoe "Marathon de Zumba"🥵Adiny telo tsy akijano ireo olona ireo no nandihy💃 tena mihaiky aho 🙌Misy coa...
11/05/2026

Ity izany vao tena hoe "Marathon de Zumba"🥵

Adiny telo tsy akijano ireo olona ireo no nandihy💃 tena mihaiky aho 🙌

Misy coach sasany ary hono nahavita 3 jours "NON STOP" tamin'ny zareo nanao "tournée" tany "Paris" 😳

Ialahy ary mandihy kely telo minitra d sepotra koa 😵‍💫 vao maika v adiny telo be zao 🥴

Coucou Bodohasina Bd
Coucou Animateur Lauda Rakotozafison

Sinon akotran'izay niaraka tamin'ny W-King Madagascar indray aho eeee , hafa indray ny sono nampiasaina teto fa tena hoe mafy eeee 🔥🔥🐼🔥🔥





06/05/2026

Tena trop be ilay baffle W-King Madagascar 🔥

Tsy nino aho tamin'ny voalohany sady tena baffle iray no nampiasaina fa vao naneno kosa le izy, tonga d trop beeee sady mazava beee, feno io salle an'i Chez Papa io, 🤯

Raha ny tokony ho izy ny "Dj" rehefa mampandihy d mila "baffle retour" fona fa nampiasa an'ireo bafle ireo aho fa tena tsy nila retour zala 🤭🫢

Breffff

Je valide ehh ✅️🐼✅️🤌

26/04/2026

Tsimaintsy mitsagana ela eh 🤣🤣🤣🤣🤣

Trop be ity hiran'i vaovao ity fa mampitsagana olona mipetraka mintsy 😅

Za mandefa azy mou efa tsy mahatombona fa ilay akamako koa vao maika "pire" 🥴🐼

Zay fa dia mirary herinandro finaritra ho atsika rehetra indray eh 🇲🇬🐼🇲🇬

19/04/2026

Zay ry zalahy no mba kely azoko nozaraina tamin'ny fandalovana tao amin'ny

Dia mirary soa antsika DJ Malagasy rehetra mba samy ho lasa lavitra avokoa

Big Up 👊🇲🇬🐼🇲🇬

11/04/2026

Mialatsiny fa tsy tafa jery Gazo sy lafouine eh🥴

Mbola variana tany anaty "Ultra VIP"🤫

✅️Service complet
Animation Dj / Maître cérémonie /Sono / Lumière / Effet spéciaux/ écran géant

Convive plus de 260 pax 🔥🔥🔥

Ho avy tsy ho ela ny vidéo 🇲🇬🐼🇲🇬

30/03/2026

Mety tsara kosa ra atao ouverture Mariage ilay hira an 😅🐼

Bref ireo ny matosy eee

Zay fa bonne journée jiaby 🇲🇬🐼🇲🇬

Address

Rue Andrianary Ratianarivo
Antananarivo
TANA101

Telephone

+261327909383

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Didd's Deejay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Didd's Deejay:

Share

Category