Les Passionnés

Les Passionnés SERVICE TRAITEUR LES PASSIONNÉS. Pour tous vos événements et réceptions ou autres. Buffet, cocktail… Les Passionnés service traiteur et décorateur

25/02/2026

Service traiteur Les Passionnés ♥️♥️♥️
fans♥️♥️♥️

🎀SERVICE TRAITEUR LES PASSIONNÉS🎀                            ➡️HO ANAO MITADY SERVICE TRAITEUR AZO ANTOKA SY MATIHANINA....
25/02/2026

🎀SERVICE TRAITEUR LES PASSIONNÉS🎀 ➡️HO ANAO MITADY SERVICE TRAITEUR AZO ANTOKA SY MATIHANINA.
➡️Mikarakara ny sakafo amin'ny lanonana rehetra izahay. .
➡️Manasa anao hitsidika ny page ahitanao ny asanay. Photo réelles avokoa.
➡️Aza misalalasala miantso na mandefa MP fa faly izahay mandray anao.
➡️Contact : 0343652514- 0346777201

🎀🎀🎀Faly Miarahaba anareo izahay Service traiteur Les Passionnés🎀🎀🎀Ho anareo sociétés izay mila pause café, déjeuner,serv...
25/02/2026

🎀🎀🎀Faly Miarahaba anareo izahay Service traiteur Les Passionnés🎀🎀🎀
Ho anareo sociétés izay mila pause café, déjeuner,service cantine, na anaovana livraison déjeuner. Afaka miara -miasa aminareo izahay.
Raha liana ianareo na mila fanazavana fanampiny dia manasa anareo izahay hiditra MP na miantso ny 0343652514 fa ho valianay.
Ireto misy sary vitsivitsy santionany .
🎀🎀🎀Mankasitraka tompoko🎀🎀🎀

26/01/2026
22/01/2026



fans♥️
Contact: 0343652514

     HO ANAO MITADY SERVICE TRAITEUR AZO ANTOKA SY MATIHANINA.🌼🎀SERVICE TRAITEUR LES PASSIONNÉS🌼🎀.Mikarakara ny sakafo a...
16/01/2026




HO ANAO MITADY SERVICE TRAITEUR AZO ANTOKA SY MATIHANINA.
🌼🎀SERVICE TRAITEUR LES PASSIONNÉS🌼🎀.
Mikarakara ny sakafo amin'ny lanonana rehetra. , , , , , ... , ,
, , , ou dînatoire na sakafo miaraka amin'ny fianakaviana koa.
Manasa anao hitsidika ny page ahitanao ny asanay. Photo réelles avokoa.
Aza misalalasala miantso na mandefa MP fa faly izahay mandray anao.
Contact : 0343652514- 0346777201

Mamy kely oa ireto couple ireto♥️♥️♥️Life Of Maëva & Naguy♥️♥️♥️Mankasitraka e♥️♥️♥️
05/01/2026

Mamy kely oa ireto couple ireto♥️♥️♥️
Life Of Maëva & Naguy♥️♥️♥️
Mankasitraka e♥️♥️♥️

🎀🎀🎀Faly miarahaba anareo izahay Service Traiteur Les Passionnés nahatratra ny taona vaovao 2026🎀🎀🎀🌸Misaotra an’i JESOSY ...
05/01/2026

🎀🎀🎀Faly miarahaba anareo izahay Service Traiteur Les Passionnés nahatratra ny taona vaovao 2026🎀🎀🎀
🌸Misaotra an’i JESOSY TOMPO fa mbola nomeny taona vaovao indray, nomeny ity asa mahafinaritra ity
🌸Misaotra anareo clients rehetra nisafidy anay , nandray anjara t@ fifalianareo
🌸Misaotra anareo nanohana rehetra
🌸Misaotra ny équipe rehetra
💐💐💐Mirary koa raha mirary mba ho taona feno Fitahiana, Fahombiazana, Fifaliana, Fitiavana, Fiadanana ho antsika rehetra ity taona ity eo ambany fiarovan’ Ilay ANDRIAMANITRA tia antsika💐💐💐.
Ireto sary mahafinaritra be Ireto no entinay mizara aminareo ny hafalainay.

Mariage Naguy♥️ Maëva  Mirary tokantrano sambatra, feno fahasoavana ho anareo izahay. ♥️♥️♥️Anisan’ny couple tena mahafi...
05/01/2026

Mariage Naguy♥️ Maëva


Mirary tokantrano sambatra, feno fahasoavana ho anareo izahay.
♥️♥️♥️Anisan’ny couple tena mahafinaritra be 2025♥️♥️♥️
Mbola mamerina fisaorana t@ fahatokiana anay🙏.
Heureux mariage 💕🎀
HO ANAO MITADY SERVICE TRAITEUR AZO ANTOKA SY MATIHANINA.
🌼🎀SERVICE TRAITEUR LES PASSIONNÉS🌼🎀.
Mikarakara ny sakafo amin'ny lanonana rehetra. , , , , , ... , ,
, , , ou dînatoire na sakafo miaraka amin'ny fianakaviana koa.
Manasa anao hitsidika ny page ahitanao ny asanay. Photo réelles avokoa.
Aza misalalasala miantso na mandefa MP fa faly izahay mandray anao.
Contact : 0343652514- 0346777201

20/12/2025

Les Passionnés ♥️♥️♥️

Contact: 0343652514

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261343652514

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les Passionnés posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Les Passionnés:

Share

Category