Dreamed Day

Dreamed Day Organisation évènementielle Location couvert complet

16/01/2026

Carte grise very tety akaikin'ny fanaovana visite technique, misoratra amin'i Tolojanahary Narcisse. Mba mila fanampiana ho an'izay maita azy. 0342647715
Misaotra tompoko

8.000 ar daolo izay ao amin'ny commentaire.Récupération : Ampasapito
22/10/2025

8.000 ar daolo izay ao amin'ny commentaire.
Récupération : Ampasapito

19/10/2025

Mitohy hatrany ny tolotra location ho an'ireo izay mikarakara fety fa kely ny budget : 💥💯🔥
- vase cristal matevina , centre de table : 2500 ar
- serviette de table : 200 ar
- porte nom de table/menu : 500 ar

Ireto indray ny bougie sy bougeoir misy ato.
17/10/2025

Ireto indray ny bougie sy bougeoir misy ato.

Mbola manana an'ireto fôna koa isika- Vilia Gm be mintsy sady mihaja be : 600 ar raha latsaky ny 25 isa/ 500 ar rah plus...
17/10/2025

Mbola manana an'ireto fôna koa isika
- Vilia Gm be mintsy sady mihaja be : 600 ar raha latsaky ny 25 isa/ 500 ar rah plus de 25 isa
- Vilia pm : 300 ar
- sotro, fourchette, antsy, sotrokely complet : 400 ar.
-Cuillère de service : 300 ar
- Sotrobe fandoarana vary any an-dakozia : 500 ar
-Famoasana légume : 200 ar

Indro ary ilay tolotra ho an'ny kelikely budget nefa manomana fety. Efa ao daholo ny sary + prix de location.
17/10/2025

Indro ary ilay tolotra ho an'ny kelikely budget nefa manomana fety.
Efa ao daholo ny sary + prix de location.

Location carafe 1,5L : 1000 ar(J03)Mety na ray ary no alaina raha miaraka amin'ny entana hafa.
17/10/2025

Location carafe 1,5L : 1000 ar
(J03)
Mety na ray ary no alaina raha miaraka amin'ny entana hafa.

Location Distributeur à Jus 4L : 5000 ar(J01)Support blanc : 3000 ar(J02)
17/10/2025

Location
Distributeur à Jus 4L : 5000 ar
(J01)
Support blanc : 3000 ar
(J02)

29/09/2025

Tolotra maro isankararany 🥰. Ho avy tsy ho ela eto amin'ny page ho an'ireo izay hanomana lanonana 🤩🤩.

19/05/2025

Address

Antananarivo

Telephone

+261342647715

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dreamed Day posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Dreamed Day:

Shortcuts

Share