GNOZ Event

GNOZ Event Agence de communication et organisation événementielle
Photographie - Reportage vidéo

15/11/2025
Hiatrika!! Miandry anao...
05/11/2025

Hiatrika!! Miandry anao...

Raiso anaty diary!
16/09/2025

Raiso anaty diary!

Fotoana lehibe ho ahy hihaonako aminareo ity. Ela izay tsy nisy fihaonam-be .
Efa nanomboka ny taona no EFA nanana fikasana aho. Betsaka ny olana fa Tonga tsikelikely amin'ny fotoanany ny VAHAOLANA. (MIABO fijery)

Izay namako rehetra antsoiko hiara hiasa amiko dia tsy misy iray misalasala fa nanaiky am-pitiavana daholo Ary TEO NO HO EO.

hoy ny iray
" Na nisy zavatra hataoko aza tany an-kafa dia najanoko mihitsy fa izaho hiaraka Aminao"
Hoy koa ny iray
" Izay fotoana iantsoanao anay na oviana na oviana dia mihazakazaka izahay"...sy ny sisa e!
Mahafeno fo ery

Ho lazaiko tsikelikely aminareo hoe Iza avy izy ireo .
Fa ny tena namaly ahy "ENY" voalohany Dia IANAREO MPANKAFY

Misaotra indrindra

Ny seho Dia "HO ANAREO, MIARAKA AMINAREO

Fijery miabon' ny anio :
"IZAY NAFAFY NO JINJAINA""
"ALEFA BAREAAAAAA"

"Tsy misy ny Doria"

Raiketo ny daty, zarao ary aparitaho ❤️❤️❤️

15/05/2025

Feo Kanto
Miaraka amin'i Nanie - Nate Tex - Bodo
Sabotsy 31 mai @ 3.30 mn tolakandro etsy @ CC ESCA Antanimena

Vidéo : mbolatiana rakotoarivony
Audio : jack thierry/ eto studio

Isaorana villa muzyk itaosy

11/09/2024

Mahafaly ahy foana ny mizara sy manome ny kanto sy tsara..Andro miavaka ny SABOTSY 14 SEPT 2024 izao satria hiaraka amin’ireto mpanakanto namako ireto aho etsy amin’ny PHO AIRE DU BYPASS..
Bodo - Rija Ramanantoanina - Nanie - Mahery
Paf:40.000 Ar
Reservation : 50.000 Ar
Mpiara-miasa: Top Radio - RDJ - GNOZ Event

21/05/2024

Mirahaba daholo..
Na dia tsy anisan'ireo izay be mpifidy indrindra aza dia hiverina ihany koa ho an'ireo izay mbo'a tsy nahita dia fotoana izao...

Aza adino ny manao ny safidy
19/04/2024

Aza adino ny manao ny safidy

Miarahaba antsika rehetra indrayRaha toa ka nahafinaritra anareo iny tantara "VONA" izay natolotra tao amin'ny chaîne No...
25/03/2024

Miarahaba antsika rehetra indray

Raha toa ka nahafinaritra anareo iny tantara "VONA" izay natolotra tao amin'ny chaîne Novegasy niarahana tamin'ny CANAL+ Madagascar dia araho ireto toromarika ireto.
Alefaso ny safidinao:
- Tantara " VONA"
- Mpilalao sarimihetsika VEHIVAVY ( actrice)
- Mpilalao srimihetsika LEHILAHY (acteur)

🏆NOVEGASY AWARDS 2024🏆
👉Alefaso SMS amin’ny 032 32 052 09 ny safidinao 🎞

💬SMS iray safidy iray

❌Tsy manankery ny commentaire sy ny safidy eto amin'ny facebook

📌Hatramin'ny 20 Aprily ny fifidianana


03/05/2023

EFA VONONA TANTERAKA HANOME NY TSARA INDRINDRA KA MANASA ANAREO HIARAKA HANKAFY
FANAZAVANA FANAMPINY: 0342231849

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:30 - 19:00
Tuesday 08:30 - 19:00
Wednesday 08:30 - 19:00
Thursday 08:30 - 19:00
Friday 08:30 - 19:00

Telephone

+261331162221

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GNOZ Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category