15/12/2025
.22 taona androny ny niorenan’ny Mialy Fanouh, salon de coiffure fotsiny tamin’ny 2003, 2005 Niamey boutique tsotsotra izay, 2006 nahavita ny finaarana ho Esthéticienne💋 aho ary nisokatra ihany koa ny salon d’esthétique, 2008 nampiana ny COUTURE SUR MESURES, isaorako an’Andriamanitra ireny rehetra ireny, maro be ny mpiaramiasa nadritra izany. ANKEHITRINY, nisafisy ny handeha irery , mifantika tanteraka amin’ny haute couture, ny Mariage sy ny mifandray amin’izany no tena iangaliko, mamokatra ankanjo ho ana boutique lehibe en ligne any ivelany aho fanampin’ny eto madagasikara, tsy manao coiffure intsony fa Chignon.. et maquillage mariage no hamenoko ireo.
Ho an’Andriamanitra ny dera fa mirindra ny asako