Aziel Style sans prise de tête 🌿 | Friperie premium

Laver et repasser pour votre plus grand plaisir 🎁
Livraison partout à Antananarivo 🗺️

5000 ar dia mahazo 🥰
24/11/2025

5000 ar dia mahazo 🥰

Tendance couleur 2026 🥰Samy maharaka isika rehefa hanomboka ny taona 😍 Mandra-paha aloha dia mirary soa antsika rehetra ...
18/11/2025

Tendance couleur 2026 🥰

Samy maharaka isika rehefa hanomboka ny taona 😍
Mandra-paha aloha dia mirary soa antsika rehetra hatrany Aziel 😘

13/11/2025
Ianareo koa ve tia manisy accessoire rehefa manao akanjo? 😍Inona no accessoire tsy afa-misaraka aminareo? 👀✨
13/11/2025

Ianareo koa ve tia manisy accessoire rehefa manao akanjo? 😍
Inona no accessoire tsy afa-misaraka aminareo? 👀✨

07/11/2025

Valin'ny lalaontsika 🎁

Mba miditra mp kely azafady ilay nahazo 🥰🙏

07/11/2025

Efa ato daholo ve fa anomboka ny live tsika ohhhh 🥰

Rahampitso anaty live ny fisarihana ah ❤️
06/11/2025

Rahampitso anaty live ny fisarihana ah ❤️

Rahampitso @ 4 ora ny live tsika Sady isarihana ireo 4 nahazo cadeau 🥰
06/11/2025

Rahampitso @ 4 ora ny live tsika
Sady isarihana ireo 4 nahazo cadeau 🥰

Body, t-shirt, crop, robe ❤️Prix à partir 5000 ariary, mora b fa araraoty sady stylé b daholo 😍Taille xs hatr@ XLLivrais...
05/11/2025

Body, t-shirt, crop, robe ❤️

Prix à partir 5000 ariary, mora b fa araraoty sady stylé b daholo 😍

Taille xs hatr@ XL

Livraison 4000 et 5000 ar hatrany eto Tanà 🗺️

🩷 C A D E A U 🩷Bracelet mamikely ny cadeau.Ny condition tena tsotra bé fa juste : ❤️ Mi- suivre ny page ❤️ Mi- réagir ny...
04/11/2025

🩷 C A D E A U 🩷

Bracelet mamikely ny cadeau.

Ny condition tena tsotra bé fa juste :
❤️ Mi- suivre ny page
❤️ Mi- réagir ny publication
❤️ Manao présence ao @ commentaire ary mitaona namana 3

>> Tsy olona iray no mahazo ah 🩵

Tirage : @ zoma 7 novembre izao 🥰

Arrivage tsika manaraka 😉Araho hatrany ny pejy 🥰
04/11/2025

Arrivage tsika manaraka 😉

Araho hatrany ny pejy 🥰

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aziel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share