Danny mpikabary et MC

Danny mpikabary et MC mpikabary (orateur)-mixte(français et malagasy)
animateur
Maitre de Cérémonie
cont+watsapp 0341698311

𝙈𝙖𝙝𝙖𝙞𝙯𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙠𝙖𝙛𝙞𝙖 𝙛𝙞𝙖𝙞𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙛𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙝𝙖𝙮 𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙖𝙫𝙖𝙙𝙞𝙠𝙮 𝙣𝙮 𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙨𝙤
29/08/2026

𝙈𝙖𝙝𝙖𝙞𝙯𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙠𝙖𝙛𝙞𝙖 𝙛𝙞𝙖𝙞𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙛𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙝𝙖𝙮 𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙖𝙫𝙖𝙙𝙞𝙠𝙮 𝙣𝙮 𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙨𝙤

Mifankatiava ihanyraha mbola velon'ainaarabaiko ianareo mivadyhahita izay tadiavina❤️misaotra nifidy ahy🙏sahamadio ilafy
27/08/2026

Mifankatiava ihany
raha mbola velon'aina

arabaiko ianareo mivady
hahita izay tadiavina❤️

misaotra nifidy ahy🙏

sahamadio ilafy

Tena olona tsotra izy ary malefaka...noraisiko mihitsy toy ny Rahalahiko tsy iray kibo tamiko.ndao ozy ento ny discussio...
25/08/2026

Tena olona tsotra izy ary malefaka...

noraisiko mihitsy toy ny Rahalahiko tsy iray kibo tamiko.

ndao ozy ento ny discussions
fa ianao no itako fa bandy mba bon
nekeko tamin'ny fo sy endrika ravo
dia natao ny kabary,natao tena favo
(...)

Mirary tokatrano sambatra ho anareo mivady❤️

kabary mixte
📸 mirain't photographe

kabary mixte
24/08/2026

kabary mixte

𝘿𝙖𝙣𝙣𝙮 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙠𝙖𝙗𝙖𝙧𝙞𝙣𝙮FETY io ka aleo hisy fanajana,tsy adino ny fomba.tsy miteniteny foana .ilay tsiky sy fifaliana ary f...
23/08/2026

𝘿𝙖𝙣𝙣𝙮 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙠𝙖𝙗𝙖𝙧𝙞𝙣𝙮

FETY io ka

aleo hisy fanajana,
tsy adino ny fomba.
tsy miteniteny foana .ilay tsiky sy fifaliana ary fihetsika tsy fanadino

❌tsy mety amko ilay lambolahy mamangy renikisoa,ka ny mpamangy milanja loha,ny vangina manondro molotra...
✅fa bevoka mihinan-tsakay ka mibitaka atramin'ny zaza any ankibo

contact+watsapp 0341698311

19/08/2026

Ny androany Alarobia teny Ankadindravola ivato

𝑻𝒂𝒉𝒊𝒏𝒂💖𝑺𝒂𝒏𝒅𝒚

𝙞𝙨𝙖𝙤𝙧𝙖𝙠𝙤 𝙞𝙖𝙣𝙖𝙧𝙚𝙤 𝙢𝙞𝙫𝙖𝙙𝙮
𝙞𝙨𝙖𝙤𝙧𝙖𝙠𝙤 Ny mpikabary namana zay nafinaritra
𝙞𝙨𝙖𝙤𝙧𝙖𝙠𝙤 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙖𝙣𝙖𝙠𝙖𝙫𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙣𝙖𝙣𝙖𝙞𝙠𝙮 𝙣𝙞𝙝𝙖𝙞𝙣𝙤 𝙖𝙝𝙮..(𝙩𝙚𝙣𝙖 𝙛𝙚𝙣𝙤 𝙛𝙞𝙛𝙖𝙡𝙞𝙖𝙣𝙖)

𝙨𝙖𝙢𝙞𝙖 𝙝𝙤 𝙚𝙡𝙖 𝙫𝙚𝙡𝙤𝙣𝙖 𝙖𝙧𝙮 𝙝𝙤 𝙖𝙢𝙗𝙞𝙣𝙞𝙣-𝙟𝙖𝙫𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙨𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙚𝙚💖

tsy nataotao foana ny tsodrano fa Zava-dehibe🫵💞
19/08/2026

tsy nataotao foana ny tsodrano fa Zava-dehibe🫵💞

Danny Mpikabary Sy Mpanentana  sy ny entakeliny
19/08/2026

Danny Mpikabary Sy Mpanentana sy ny entakeliny

Mahaiza misafidy tsara ny olona hitondra resaka🫵
18/08/2026

Mahaiza misafidy tsara ny olona hitondra resaka🫵

tsy vitavita ho azy toa sola mihety akory ny dingana toa izao...ka oe ny sisiny sisa etezana🥱izay no hiarabana  anareo m...
17/08/2026

tsy vitavita ho azy toa sola mihety akory ny dingana toa izao...ka oe ny sisiny sisa etezana🥱

izay no hiarabana anareo mivady ary koa hirariana soa❤️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Danny mpikabary et MC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Danny mpikabary et MC:

Shortcuts

Share