16/02/2026
💫Cadeaux invités mamikely 🍫
-Pot de miel
-Chocolat avec carte
-Dragées
Natao ho an'ireo mikarakara mariage, baptême, anniversaire, fiançailles, rehefa événements mety avokoa❤️
👉Afaka personnalisé-na asiana texte izay mety aminao
👉Afaka misafidy loko izay tiana
👉 10pièces dia efa afaka mandray izahay
Mandray commande foana
Réalisation rapide
Mp📩
Contact: 034 62 412 74
Whatsapp: 034 54 836 07
Lieu: Namontana
Afaka manantona mivantana ianareo