16/09/2026
✨ Efa vonona ny toerana, ianao sisa no andrasana! ✨
Mikarakara mariage, fiançailles, anniversaire, cérémonie, conférence, séminaire na événement professionnel ve ianao?
Ny Palm City Arts & Events no toerana natao ho anao, manana espace malalaka mifanaraka amin’ny karazana lanonana sy ny isan’ny vahiny asainao. 🌿✨
🚗 Parking mahazaka fiara hatramin’ny 80
Fandrio dieny izao ny daty tianao hanatanterahana ny événement-nao. ✨
📍 Ivato, Andranomalaza
📞 033 37 845 60
📧 [email protected]