Balou Maeva Event

Balou Maeva Event Services événementiels

Mbola misy tapakila ety an_toerana🥰
25/08/2024

Mbola misy tapakila ety an_toerana🥰

20/08/2024

Hafatra mafonja avy any @ POOPY
Espace Nambinintsoa
@ Alahady ho avy izao .
tongava maro ary eee🥰
034 03 767 16

20/08/2024

✍️🎶 Tahak'izay - Poopy 🎶✍️
Toa tsy nanontany sady tsy niera akory izato ianao
Eny tonga avy hatrany naka toerana nitoetra niorim-paka teo
Dia niova ny fijery lasa teo ambeti-teny ny anaranao
Voabahanao ny fo nanjakanao koa ny loha dia niaiky aho
Iza moa no hanam-po ny tantarantsika roa tsy haharitra
Fa raha fantatra mialoha dia naleoko ihany aloha marimaritra
Tsy nihevitra ny hoe ho zary nofy ihany anie izato ianao
Ka tsy hitoetra fa handeha mbola handia lalan-davitra be

Tahak’izay aho tamin’iny tsy nibanjjina nijery ny masonao
Tahak’izay aho mba nivily
Tsy nandray ny tananao hamihina ahy
Raha tsy izany rehetra izany
Dia ho foana ny fotoana niresahantsika roa
Dia tsy ho revo anao saingy indrisy hoy aho
Tsy afaka hiverin-dalana aho

Toa tsy nisy teny tsisy fanazavana fa lasa ianao
Lasa toa nirenireny tsy nitombona taraina ny fanahiko
Dia ny nenina no sisa averimberina alin-kisa tsy hita ianao
Manontany tena ihany fa nahoana no iafarany no toy izao
Nisy ve ny hadisoako no toa lasa an-tsokosoko nandao ianao
Fa voaratranao ny foko feno sento sy toloko marary aho
Mitaraina koa ny sainavalabalaka ny aina nilaozanao
Saingy mitohy ny fiainana tsy afaka mijanona hiandry anao

Poopy
Compositeur: Naivo

Akaikin'ny Mpanakanto

19/08/2024

Hafatra mafonja avy any @
à 15H
Espace Nambinintsoa
Infoline.034.03.767.16

13/08/2024

🎶 Inona ny anareo.... Ny ahy "Mifameno" 🥰 💕... Poopy....💕
Eny @ Espace Nambinintsoa Talatamaty ny Alahady 25 Août izao manomboka @ 15h seho miavaka tokoa ry reto... 🥰🥰
Simpe : 40.000ar
Gold : 50.000ar
Vip. : 70.000ar
Vente Billets :Super Music Analakely / Galana Talatamaty

Infoline 📞 : 0340376716

Akaikin'ny Mpanakanto

07/08/2024

💯%
Espace Nambinintsoa
25 août à 15h00
Infoline 034.03.767.16

❤️fotoana mamy Kely ito a❤️  💯%✅ Dimanche 25 août 2024🕒à 15H00🎯 Espace Nambinintsoa  40.000ar  50.000ar  70.000ar☎️ +261...
29/07/2024

❤️fotoana mamy Kely ito a❤️
💯%
✅ Dimanche 25 août 2024
🕒à 15H00
🎯 Espace Nambinintsoa
40.000ar
50.000ar
70.000ar
☎️ +261340376716

💞 POOPY 💞En Concert V.I.P▶️ Dimanche 2️⃣5️⃣ Août 🕒 À 15H00Espace Nambinintsoa✅Simple 40.000ar✅Résa 50.000ar✅V.I.P 70.000...
15/07/2024

💞 POOPY 💞
En Concert V.I.P
▶️ Dimanche 2️⃣5️⃣ Août
🕒 À 15H00
Espace Nambinintsoa
✅Simple 40.000ar
✅Résa 50.000ar
✅V.I.P 70.000ar
🎯Vente des billets : Super Music Analakely,
Galana talatamaty
☎️nfoline : 034.03.767.16

 -Tanteraka!Lany n'y tapakila rehetra!Mankasitraka indrindra!
03/03/2024

-Tanteraka!
Lany n'y tapakila rehetra!
Mankasitraka indrindra!

Mbola misy vitsivitsy n'y tapakila ho an izay Mbola tsy nahazo ohh!0340376716
03/03/2024

Mbola misy vitsivitsy n'y tapakila ho an izay Mbola tsy nahazo ohh!
0340376716

Address

Antananarivo

Telephone

+261340376716

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Balou Maeva Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Balou Maeva Event:

Share