All U Want

All U Want A votre service 💓

Contactez le 0344238414 ☎️

Salama daoly ooo😍Hanomboka herinandro vaovao indray isika rahampitso ka mirary ny soa sy ny tsara hatrany❤️Ireto indray ...
26/04/2026

Salama daoly ooo😍

Hanomboka herinandro vaovao indray isika rahampitso ka mirary ny soa sy ny tsara hatrany❤️

Ireto indray ary ny vokatra ka dia mankasitraka indrindra tompoko 🙏🏻

Coucou❤️Ndeha ndray ary hiaraka hankafy ireto vokatra ireto e!🍰🍰Ireto dia tena "clients fidèles" ato amin'ny All U Want....
15/04/2026

Coucou❤️

Ndeha ndray ary hiaraka hankafy ireto vokatra ireto e!🍰🍰

Ireto dia tena "clients fidèles" ato amin'ny All U Want...ka dia mankasitraka indrindra tompoko 🙏🏻

Coucou😍Handia herinandro vaovao indray isika sady hiatrika ny fetin'ny Paska💥Aza adino ary ny manao commande dieny izao ...
29/03/2026

Coucou😍

Handia herinandro vaovao indray isika sady hiatrika ny fetin'ny Paska💥
Aza adino ary ny manao commande dieny izao e😊🍰

Ireto aloha ny asa vita tamin'ity herinandro ity🎂

Mankasitraka oo🙏🏻

Notre réalisation du jour!!Merci pour votre confiance🙏🏻🥰
22/03/2026

Notre réalisation du jour!!

Merci pour votre confiance🙏🏻🥰

Coucou 😍Hizara ireto asa mamarana ny herinandro ireto indray izahay🥰👉🏻 Gâteau 10 personnes au choco 🍫 👉🏻 Gâteau 8 person...
14/03/2026

Coucou 😍

Hizara ireto asa mamarana ny herinandro ireto indray izahay🥰

👉🏻 Gâteau 10 personnes au choco 🍫
👉🏻 Gâteau 8 personnes natao tsotra ho an'i Bebe😊
👉🏻 Gâteau 50 personnes somary natao niavaka kely tamin'ny loko ho an zareo SLK😊

Mirary soa ho anareo rehetra ary mankasitraka indrindra tompoko 🙏🏻

Maitso💚 lokon'ny fanantenana Satria io no loko tiany indrindra ka notanterahana ny faniriany😊🥰Mirary soa ary mankasitrak...
12/03/2026

Maitso💚 lokon'ny fanantenana

Satria io no loko tiany indrindra ka notanterahana ny faniriany😊🥰

Mirary soa ary mankasitraka hatrany 🙏🏻

Asanay omaly🥰Faly izahay rehefa afa-po ianareo na dia mafimafy aza ny "réalisation"😊👉🏻 Gâteau 60 personnes 👉🏻 Gâteau 160...
09/03/2026

Asanay omaly🥰

Faly izahay rehefa afa-po ianareo na dia mafimafy aza ny "réalisation"😊

👉🏻 Gâteau 60 personnes
👉🏻 Gâteau 160 personnes

Mankasitraka indrindra tompoko amin'ny fahatokisana🙏🏻❤️

"Vehivavy Sarobidy Isika"❤️Indramiko ny teny nosafidiana tamin'ity gâteau nataonay omaly ity ho entina hiarabana ny vehi...
08/03/2026

"Vehivavy Sarobidy Isika"❤️

Indramiko ny teny nosafidiana tamin'ity gâteau nataonay omaly ity ho entina hiarabana ny vehivavy rehetra amin'izao 08 mars izao😊

Hotahiana anie ny vehivavy rehetra🙏🏻

👉🏻 Gâteau 30 personnes au choco 🍫
👉🏻 Gâteau 10 personnes

Coucou🥰Mbola tsy mifarana ny fiarahabana nahatratra ny taona an😊👉🏻Gâteau 50 personnes en décoration "azyme"Mankasitraka ...
06/03/2026

Coucou🥰

Mbola tsy mifarana ny fiarahabana nahatratra ny taona an😊

👉🏻Gâteau 50 personnes en décoration "azyme"

Mankasitraka eee 🙏🏻

Nos réalisations🍰🍰🍰
25/02/2026

Nos réalisations🍰🍰🍰

Ireo asanay mafatifaty ireto no entina hirariana soa ny herinandro vaovao🥰
22/02/2026

Ireo asanay mafatifaty ireto no entina hirariana soa ny herinandro vaovao🥰

Mankasitraka hatrany an'ity client iray ity amin'ny fiverimberenany ato aminay❤️Mirary soa ho azy🙏🏻
19/02/2026

Mankasitraka hatrany an'ity client iray ity amin'ny fiverimberenany ato aminay❤️

Mirary soa ho azy🙏🏻

Address

Analamahintsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when All U Want posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category