Milay service

  • Home
  • Milay service

Milay service Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Milay service, Florist, .

07/06/2024

❌sahirana be ve ianao any am faritra mieritreritra le zavatra tokony atao sy vidiana eto Tanà (ny fotoana lany ,ny dépense bdb ,sns)
❌Eny na ho antsika miasa lava eto Tanà tsy manam-potoana anaovana le course bdb tokony atao io
👉Maka diplôme
👉Maka casier judiciaire
👉Mcertifier diplôme
👉Maka copie
👉Maka equivalence ana diplôme eny fop
👉Manao achat
👉Maka sy Manatitra commission
👉Sy ny Maro hafa
‼️‼️Nous sommes là zareo an🤗🤗
Aza misalasala miresaka aminay fa vonona izay hanampy anao ny am fanaovana ny coursenao rehetra 🚴
☎️0380886751 na afaka miditra hafatra miafina
Efa marobe ireo hafapo am sarany mora hatrany anefa

❌❌❌mbola eto foana zahay vonona anome fahafampo anareo izay ‼️Tsy manam-potoana anaovana course ‼️Na ho an'ireo any am f...
28/05/2024

❌❌❌mbola eto foana zahay vonona anome fahafampo anareo izay
‼️Tsy manam-potoana anaovana course
‼️Na ho an'ireo any am faritra mitady Olona azo itokisana eto Tanà ampanaovina course
👉Maka diplôme
👉 Mcertifier diplôme
👉Maka equivalence ana diplôme
👉Maka casier judiciaire
👉Manao achat
👉Mitsena colis
👉Maka colis
👉Manao livraison ho an'ireo mpanao vente en ligne
👉Sy izay mety ho course hafa rehetra
☎️0380886751 na afaka miditra hafatra miafina

❌HO ANTSIKA TSY MANAM-POTOANA FA SAHIRANA MIASA FOANA❌HO ANTSIKA ANY AM FARITANY MITADY OLONA AMPANAOVINA COURSE ETO TAN...
14/05/2024

❌HO ANTSIKA TSY MANAM-POTOANA FA SAHIRANA MIASA FOANA
❌HO ANTSIKA ANY AM FARITANY MITADY OLONA AMPANAOVINA COURSE ETO TANA
✅Aza misalasala fa eto zahay vonona anao ny coursenao rehetra
👉Maka diplôme
👉Mcertifier diplôme
👉Maka equivalence ana diplôme
👉Maka casier judiciaire
👉Mitsena colis
👉 Manatitra colis
👉Manao achats
👉Sy izay mety ho course hafa rehetra
☎️,0380886751 na afaka miditra hafatra miafina
👌Azo itokisana tsara nefa am sarany mirary

✅Ho antsika tsy manana fotoana anaovana course ❌Aza misalasala miresaka aminay fa ataonay daholo ze mety ho coursenao 👉A...
01/05/2024

✅Ho antsika tsy manana fotoana anaovana course
❌Aza misalasala miresaka aminay fa ataonay daholo ze mety ho coursenao
👉Anatitra commission
👉Haka colis
👉I livré entana
👉Anao equivalence diplôme
👉I certifie diplome
👉Anatitra dossier na complément ana dossier
👉Haka casier judiciaire
👉Etc etc zay mety ho coursenao e!!!

👌azo antoka tsara
👌Araka ny Fotoana izay mety aminao
👌Sarany mirary

Mp avy hatrany ou ☎️0380886751

👌Mitady Olona itokisana ampanaovina commission eto Tanà ve ianao      Aza misalasala miresaka aminay fa ataonay Milay ts...
27/04/2024

👌Mitady Olona itokisana ampanaovina commission eto Tanà ve ianao
Aza misalasala miresaka aminay fa ataonay Milay tsara ny servicenao !!!
Zay mety ho servicenao afaka Ataonay daholo 👉Maka casier judiciaire ve
👉Mcertifier diplôme
👉Maka equivalence des diplômes
👉Anatitra complément dossier
👉Itsena colis
👉Anatitra colis
👉i livré entana
👉Ze mety commission rehetra afaka ataonay daholo
Aza misalasala miresaka am mp ery e
De Ty ndray ny ☎️ 0380886751

25/04/2024

👉Tsy manana fotoana mintsy ve ianao?
👉Miasa foana?
👉Kamo be le ivezivezy miaraka am hafanana be?
👉Sa any am faritra nefa misy zavatra tokony eto Tanà
👉Sa mianatra foana
Aza misalasala miresaka aminay raha misy zavatra atao nefa tsy afaka ianao
Afaka manao ze mety ho course anao rehetra zahay rehefa mbola eto Antananarivo sy ny manodidina ihany ko
👉Na i certifie diplome io
👉Na oe haka equivalence
👉Sa oe anatitra complèment ana dossier
👉Maka colis
👉Manatitra colis
👉I livrer ny entanao
👉Ze mety ho course anao rehetra ataonay daholo
👌afaka mifampiresaka tsara ao am mp isika
👌Na Antsoy ny 038 08 867 51

Address


101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Milay service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share