Espace NIRY

Espace NIRY Salle de réception pour vos événements comme : Mariage , Baptême , Réunion familiale , Séminai

29/11/2025
23/11/2025
✨ ESPACE NIRY Ampitatafika ✨ Ehh! vitsivitsy ihany sisa ny date libre amin'ity Décembre ity ho anareo izay hikarakara la...
23/11/2025

✨ ESPACE NIRY Ampitatafika ✨

Ehh! vitsivitsy ihany sisa ny date libre amin'ity Décembre ity ho anareo izay hikarakara lanonana 🎉🎉 . Aza tara ary tompoko 💕

Contact : 034 02 305 49

20/11/2025
✨ ESPACE NIRY Ampitatafika ✨ Efa maintsomaintso ny tontolo aty aminay 💕🌳🌳🌴🌴contact : 034 02 305 49
19/11/2025

✨ ESPACE NIRY Ampitatafika ✨

Efa maintsomaintso ny tontolo aty aminay 💕🌳🌳🌴🌴

contact : 034 02 305 49

✨ ESPACE NIRY Ampitatafika ✨08 Novembre 2025, niavaka kely ity mariage ity ah💕💕. Miarahaba anareo roa ary mirary tokatra...
09/11/2025

✨ ESPACE NIRY Ampitatafika ✨

08 Novembre 2025, niavaka kely ity mariage ity ah💕💕. Miarahaba anareo roa ary mirary tokatrano sambatra ho anareo ny Espace NIRY 💖💖.

💥Mbola misy date libre ny Décembre tompoko.

Contact : 034 02 305 49

09/11/2025

Niavaka amin'ny mahazatra indray ny anio 💕😘

✨ ESPACE NIRY Ampitatafika ✨ Mariage 25 octobre 2025, niova  loko indray ny anio💕💕sady  mamikely hatrany 💖💖. Misaotra 🙏🏻...
28/10/2025

✨ ESPACE NIRY Ampitatafika ✨

Mariage 25 octobre 2025, niova loko indray ny anio💕💕sady mamikely hatrany 💖💖.
Misaotra 🙏🏻 💕💕 anareo mivady nisafidy an'i Espace NIRY 💖💖.
Mirary tokatrano sambatra ho anareo izahay💞💞.

Contact : 034 02 305 49

25/10/2025

💕 Ny anio 25 octobre 2025💞

Afaka hatao toy izaho koa ny fetinao.

Contact : 034 02 305 49

✨ ESPACE NIRY Ampitatafika ✨Ny anio 18 octobre 2025, misaotra amin'ny fahatokisana  ny Espace NIRY💖💖, mankasitra tompoko...
18/10/2025

✨ ESPACE NIRY Ampitatafika ✨

Ny anio 18 octobre 2025, misaotra amin'ny fahatokisana ny Espace NIRY💖💖, mankasitra tompoko.

Contact :034 02 305 49

✨ ESPACE NIRY Ampitatafika ✨ Ho anareo izay hikarakara lanonana🎉 samy hafa na mitady salle hanaovana fety ihany koa. Ny ...
16/10/2025

✨ ESPACE NIRY Ampitatafika ✨

Ho anareo izay hikarakara lanonana🎉 samy hafa na mitady salle hanaovana fety ihany koa. Ny Espace NIRY Ampitatafika vonona handray sy hanampy anareo amin'izany.


✨Aza tara ary mamandrika toerana✨
Contact : 034 02 305 49

✨ ESPACE NIRY Ampitatafika ✨ 27 septembre 2025, miarahaba anareo roa 💕💕. Misaotra nisafidy 🙏 ary nametraka fahatokisana ...
28/09/2025

✨ ESPACE NIRY Ampitatafika ✨

27 septembre 2025, miarahaba anareo roa 💕💕. Misaotra nisafidy 🙏 ary nametraka fahatokisana an'i Espace NIRY Ampitatafika 💖💖🙏🏻.

Contact : 034 02 305 49

Address

Ampitatafika Ambohimangidy
Antananarivo
102

Telephone

+261346083646

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Espace NIRY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share