13/11/2020
Miarahaba ee...☺
..
Manasa antsika izay nahazo fahafam-po tamin'ny "service " izay natolotry ny "Babou Couvert&Deco" na tamin'ny resaka "Location couvert" na "Decoration" mba hanohana ny orinasa anay amin'ny alalan'ny commentaire ((sokafana aloha ilay sary dia ao no manisy commentaire👇🏻)) :
-Ny anaran'ny orinasa👉🏻 "Babou Couvert &Deco"
-Ny toerana ahitana anay👉🏻 " Analamahitsy"
-Ny service atolotra 👉🏻 "Location couvert et decoration évènementielle"
-Ny antony hisafiadanana ny orinasanay
-Ary tsy adino ny
Mankasitraka sahady antsika izay manohana anay hatrany🙏🏻❤
Miarahaba tompoko! Araka ny efa nolazaina mialoha, izahay eto amin'ny THB dia manasa antsika hiara-hientana 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐎𝐫𝐢𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 !
1°/ Soraty ao amin'ny commentaire ny orinasa ( PME) na mpandraharaha Malagasy hitanao nahafa-po anao indrindra, ny toerana misy azy, miaraka amin'ny sehatr'asa misy azy ary ny antony hisafidiananao azy (ohatra: Société Rakoto, etsy Antanimena, mpivarotra hani-masaka, Miezaka manome kalitao ny mpanjifa sady mahay mandray olona nefa manome tolotra amin'ny vidiny mirary... ).
2°/ Ireo orinasa na mpandraharaha 4 voatonina im-betsaka indrindra no hiatrika ny famaranana.
3°/ Izay Orinasa na Mpandraharaha Voalohany dia hahazo fanohanana ara-pitaovana mitentina " 𝟏𝟎 𝐌𝐢𝐥𝐥𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐀𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲" avy amin'ny THB!
*Lalao hatramin'ny 20 Novambra amin'ny 12 Ora atoandro.
*Olona iray afaka misafidy orinasa 3 samy hafa farafaha-betsany.
Alefa ary eh !