Fidy traiteur - décorateur - pâtissier

Fidy traiteur - décorateur - pâtissier Fandrio dieny izao ny date-nao,
Menu, gâteau, boisson, déco,
Pack
0340464374

Manao ny lanonana rehetra toy ny mariage, fiançaille, bâptème, anniversaire, sns...

🥰♥️
25/07/2026

🥰♥️

18/07/2026
Miarahaba antsika rehetra, Efa manomboka miverina tsikelikely ny page rehefa avy nandalo olana kely, koa ialana tsiny in...
04/07/2026

Miarahaba antsika rehetra,
Efa manomboka miverina tsikelikely ny page rehefa avy nandalo olana kely,
koa ialana tsiny indrindra ho an'ireo nandefa MP ka tsy voavaly, ary isaorana manokana ianareo tonga dia niantso avy hatrany.

Efa mandeha ihany koa ny whatsapp +261340464374

Mitohy hatrany ny fandraisana réservation sy ny commande ho an'ny lanonana maro samy hafa.

Tahian'Andriamanitra tompoko.

MP na miantso 0340464374vonona ny hanome fafam-po anao hatrany izahay
27/04/2026

MP na miantso 0340464374
vonona ny hanome fafam-po anao hatrany izahay

09/04/2026

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261340464374

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fidy traiteur - décorateur - pâtissier posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fidy traiteur - décorateur - pâtissier:

Shortcuts

Share