TNK events officie

TNK events officie Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TNK events officie, Event Planner, Antananarivo.

08/11/2020
08/08/2020
06/07/2020

⛔️Salama tompoko⛔️
Mahafaly anay ekipan'ny fandaharana
"Les 7 points"🎬indray
Ny manolotra ho anao ny vahiny manaraka dia ny (VAHAO NY OLOKO).Ny Sabotsy 11 Jolay hoavy izao.amin' ny 6.30 hariva
Hasao indray ary ny namanao hijey😊

🎥

17/06/2020

⛔️RENDEZ-VOUS ⛔️
Ny pejy "Les 7 Points" dia pejy manokana handraisana vahiny maro hitondra lohahevitra samihafa.
⚫️Ny pejy "Les 7 points" dia fandaharana arahinao isaky ny tapa-bolana.1⃣5⃣
⚫️Ny pejy "Les 7 points" dia pejy tsy manao politika fa andraisana ireo vahiny rehetra.🚫
⚫️Ny mpamorona ny fandaharana dia mihezaka hanotany fanotanina izay mbola tsisy nanotany mihintsy.💡

Manasa anao ary izahay hanaraka ny ÉMISSION atolotr' i ho anao izay iharahana amin' ny Loh (loholona na mpitandrina mpanao Délivrance) mandritran'ny 32mn.
🔴Ny Sabotsy 20 Jona @ 7ora hariva.

Afaka zarainao ny pejy "Les 7 Points" mba hafahan' ny namanao mijery ny fandaharana rehetra hiseo ato.??

© .🎥

⛔️FANDAHARANA MANOKANA⛔️Ny fandaharana Les 7 Points dia afaka arahinao ao amin' ny pejy io ambany io.Tsindrio ny j'aime ...
31/05/2020

⛔️FANDAHARANA MANOKANA⛔️
Ny fandaharana Les 7 Points dia afaka arahinao ao amin' ny pejy io ambany io.
Tsindrio ny j'aime rehefa tafiditra ao ary ahazo notification ianao amin' ireo fandaharana maro mahaliana ao.

.

22/05/2020
22/05/2020

Hisy émission vaovao be ho arahintsika eto amin' ny facebook.manomboka amin' ity herinandro​ ity.
Ny Pasteur Mailhol no vahininay voalohany amin' izany.
Jaimeo ny page "Les 7 Points" dia ahara baovao ianao.
Misaotra tompoko!

03/12/2019

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TNK events officie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category