PRINS AIMIIX

PRINS AIMIIX DJ | BEATMAKER | MUSIC PRODUCER

Instagram :

Alefaso daholo 😃 ...Diji Mafia
23/09/2026

Alefaso daholo 😃 ...
Diji Mafia

16/09/2026

Efa ato ilay REMIX e, 18h izy avoakan-tsika ☺️🙏

ALLO !  ITY NDRAY ALOHA NY MANARAKA. MANOME FOTOANA ANTSIKA @ ALAROBIA ‼️
14/09/2026

ALLO ! ITY NDRAY ALOHA NY MANARAKA. MANOME FOTOANA ANTSIKA @ ALAROBIA ‼️

Tsara ny fety anaty Salle. Fa hafa mihitsy koa ny Ambiance rehefa fety ivelany otrzao 🥳💯
06/09/2026

Tsara ny fety anaty Salle. Fa hafa mihitsy koa ny Ambiance rehefa fety ivelany otrzao 🥳💯

Ny Vahivavy rehefa nasaina nividy Platine :
02/09/2026

Ny Vahivavy rehefa nasaina nividy Platine :

26/08/2026

MENTIONNEO ILAY NAMANAO MAHAY MI-CHAONDRAONDRA BE INY 😃

Fa io na olona 3 fotsiny ary no Tonga amlay MARIAGE dia afaka apandihizintsika foana 😌(Ilay Mariés koa hono Mbola invité...
19/08/2026

Fa io na olona 3 fotsiny ary no Tonga amlay MARIAGE dia afaka apandihizintsika foana 😌

(Ilay Mariés koa hono Mbola invité any @ Mariagen'olona hafa tampoka)

Ndao arany hiarahaba an'izy mivady e 😀😆
14/08/2026

Ndao arany hiarahaba an'izy mivady e 😀😆

Coucou avy aty Nosy-be hono ianareo e 😜
05/08/2026

Coucou avy aty Nosy-be hono ianareo e 😜

Address

Antananarivo

Telephone

+261349221649

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PRINS AIMIIX posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to PRINS AIMIIX:

Shortcuts

Share

Category