Artiar Event

Artiar Event Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Artiar Event, Party Entertainment Service, Antananarivo.

𝗣𝗥𝗢𝗠𝗢𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗦𝗣𝗘̂𝗖𝗜𝗔𝗟𝗘 ! 🎉70 000 Ar fotsiny ny billets ho an'ny 𝗧𝗵𝗲 𝗚𝗮𝗿𝗿𝗶𝘀𝗼𝗻 𝗡𝗶𝗴𝗵𝘁 hatramin'ny rahampitso amin'ny 6 ora har...
30/12/2023

𝗣𝗥𝗢𝗠𝗢𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗦𝗣𝗘̂𝗖𝗜𝗔𝗟𝗘 ! 🎉

70 000 Ar fotsiny ny billets ho an'ny 𝗧𝗵𝗲 𝗚𝗮𝗿𝗿𝗶𝘀𝗼𝗻 𝗡𝗶𝗴𝗵𝘁 hatramin'ny rahampitso amin'ny 6 ora hariva 🤩

Mihazakazà ary mividy ny anao !
Aza adino fa raha mividy billets mihoatra ny 10 dia mahazo whisky iray 🤪

Espace Tantely Ambohimahitsy | ato ny fotoanantsika rahampitso ! Ity ny plan ho an'izay tsy mahita ny toerana na afaka m...
30/12/2023

Espace Tantely Ambohimahitsy | ato ny fotoanantsika rahampitso !
Ity ny plan ho an'izay tsy mahita ny toerana na afaka miantso avy hatrany ny +261 38 66 241 81 😊

Oh ry reto a, efa J-1 anie ! 😱DJ Fitax Breezy sy DJ Stevie Ramiara no hampandihy anareo amin'ny hira tianareo indrindra ...
30/12/2023

Oh ry reto a, efa J-1 anie ! 😱

DJ Fitax Breezy sy DJ Stevie Ramiara no hampandihy anareo amin'ny hira tianareo indrindra amin'ny 𝗧𝗵𝗲 𝗚𝗮𝗿𝗿𝗶𝘀𝗼𝗻 𝗡𝗶𝗴𝗵𝘁 🎶

Ka ahoana vonona ve ? Alatsaho eto amin'ny commentaires hoe ny hira tianareo andihizana 🤪

30/12/2023

Efa nandrasanareo efa ela ka ity ary ! Sarotsarotra ny nisarika ny anaranareo tao anatin'ireo nandray anjara 😅

Arahabaina ary i Donavan Rak fa nahazo billets 2 ho an'ny 𝗧𝗵𝗲 𝗚𝗮𝗿𝗿𝗶𝘀𝗼𝗻 𝗡𝗶𝗴𝗵𝘁🏆Afaka mandefa message privé ianao ho an'ny récupération an'ny lot 😊

Misaotra antsika rehetra nandray anjara 🩷 Mbola misy billets disponibles, afaka mandefa message privé avy hatrany koa 😊

🎉 OFFRE SPÉCIALE POUR LE RÉVEILLON ! 🎇🔥 Célébrez le passage à la nouvelle année avec "The Garrison Night" by Artiar Even...
28/12/2023

🎉 OFFRE SPÉCIALE POUR LE RÉVEILLON ! 🎇

🔥 Célébrez le passage à la nouvelle année avec "The Garrison Night" by Artiar Event à l'Espace Tantely Ambohimahitsy le 31 décembre 2023 !

🎫 EXCEPTIONNEL : Billets à seulement 70 000 Ar pour ce jeudi dernier de 2023 ! Réservez dès maintenant pour une soirée inoubliable !

📆 Date : 31 décembre 2023
📍 Lieu : Espace Tantely Ambohimahitsy

💰 Prix spécial : 70 000 Ar par billet

👉 Ne manquez pas cette offre unique, réservez vos billets dès aujourd'hui sur Ticketplace ou appelez au +261386624181 !

Livraison Gratuite
🔗https://www.ticketplace.io/event/o3vr27mnlbeywkqdu80z

🌟 Offre Spéciale de Handsome's Corner ! Profitez-en Maintenant! 🌟
27/12/2023

🌟 Offre Spéciale de Handsome's Corner ! Profitez-en Maintenant! 🌟

🎉 Offre Spéciale chez Handsome's Corner en partenariat avec Artiar Event ! 🎉

Chers amis et fidèles clients,

Nous avons une excellente nouvelle à partager avec vous ! 🌟 Si vous achetez deux billets "The Garrison Night" chez Handsome's Corner, vous recevrez une coupe gratuite lors de votre prochaine visite ! 🎟🎟✂️

Comment en profiter :

●Achetez deux billets chez Hansome's Corner.
●Présentez vos billets lors de votre prochaine visite.
●Recevez une coupe gratuite en plus de votre achat !

Cette offre est valable jusqu'au 30 décembre 2023 à 16h, alors ne manquez pas cette opportunité unique. Partagez cette nouvelle avec vos amis et votre famille, et venez nous rendre visite bientôt !

Nous avons hâte de vous accueillir chez Handsome's Corner.

🎉 The Garrison Night by Artiar Event - Célébration du Nouvel An 2023! 🎊📅 Date : 31 décembre 2023📍 Lieu : Espace Tantely ...
27/12/2023

🎉 The Garrison Night by Artiar Event - Célébration du Nouvel An 2023! 🎊

📅 Date : 31 décembre 2023
📍 Lieu : Espace Tantely Ambohimahitsy

Vous êtes invités à la soirée de l'année! "The Garrison Night" by Artiar Event à l' Espace Tantely Ambohimahitsy le 31 décembre 2023 vous promet une célébration exceptionnelle pour accueillir 2024! 🌟

Artistes et divertissements exceptionnels :
✨ Johan Blouts et Tsantaa vous transporteront avec leurs performances sensationnelles.
✨ Francky Tolojanahary Ravalison animera la soirée avec son énergie contagieuse.
✨ L'orchestre "Soamanako Song" vous fera danser au rythme envoûtant de ses mélodies.
✨ DJ Fitax et Stevie Ramiara assureront une ambiance électrique toute la nuit.

Expérience gastronomique unique :
✨ Buffet délicieux et cocktails offerts à l'entrée pour tous les invités!
✨ Bar sur place avec une sélection exquise de boissons.

Offres exclusives à ne pas manquer :
✨ Pour l'achat de 10 billets, recevez un whisky offert!
✨ Livraison gratuite des billets - Appelez maintenant au +261386624181.

Tarifs spéciaux pour une nuit mémorable :
✨ Adultes : 80.000Ar
✨ Enfants : 60.000Ar

🎫 Billets limités - Réservez dès maintenant!
Profitez de tarifs spéciaux et assurez-vous de vivre une nuit inoubliable! 🎟️

👥 Invitez vos amis et partagez l'événement!
Taguez vos amis dans les commentaires et partagez cette publication pour courir la chance de gagner des surprises spéciales! 🎁👫

🎩👔 Dress Code Élégant : Peaky Blinders ou Classe 👗🕶️

🔗 https://www.ticketplace.io/ , venez directement en message , ou appelez directement +261386624181

Ne manquez pas cette occasion de célébrer le Nouvel An avec élégance et style. Rejoignez-nous pour "The Garrison Night" by Artiar Event et créez des souvenirs inoubliables pour débuter 2024 en beauté! 🌟🎆

Efa vonona ve nareo ? Soamanako Song hono manko efa vonona. Orchestre nosafidiana manokana hanafana ny 𝗧𝗵𝗲 𝗚𝗮𝗿𝗿𝗶𝘀𝗼𝗻 𝗡𝗶𝗴𝗵...
23/12/2023

Efa vonona ve nareo ?
Soamanako Song hono manko efa vonona. Orchestre nosafidiana manokana hanafana ny 𝗧𝗵𝗲 𝗚𝗮𝗿𝗿𝗶𝘀𝗼𝗻 𝗡𝗶𝗴𝗵𝘁 ✨
!

Mba lazao ao amin'ny commentaires hoe ny hira tianareo andihizana amin'io fotoana io ?
____________

📆 • 31 Décembre 2023 manomboka amin'ny 8 ora alina
📍 • Espace Tantely Ambohimahitsy
🏷 • 80 000 Ar ny lehibe | 60 000 Ar ny ankizy (5 à 10 ans)

Billeterie : Ticketplace • boutiques Mass'in • Message Privé • + 261 38 66 241 81

Satria tianay be ianareo dia omenay cadeaux be dia be 🩷🎁 • 𝗚𝗿𝗮𝘁𝘂𝗶𝘁𝗲 ny 𝗹𝗶𝘃𝗿𝗮𝗶𝘀𝗼𝗻 de billets rehetra en ville🎁 • Mahazo 𝘄...
21/12/2023

Satria tianay be ianareo dia omenay cadeaux be dia be 🩷

🎁 • 𝗚𝗿𝗮𝘁𝘂𝗶𝘁𝗲 ny 𝗹𝗶𝘃𝗿𝗮𝗶𝘀𝗼𝗻 de billets rehetra en ville
🎁 • Mahazo 𝘄𝗵𝗶𝘀𝗸𝘆 iray izay mividy billets mihoatra ny 10
🎁 • Mahazo 𝗰𝗼𝗰𝗸𝘁𝗮𝗶𝗹 𝗱𝗲 𝗯𝗶𝗲𝗻𝘃𝗲𝗻𝘂𝗲 ianareo vao tonga

Mandeha ny fotoana, mandeha koa ny billets fa mihazakazà ary mividy o !

Espace Tantely Ambohimahitsy Any ny fotoanantsika ny 31 Desambra 2023 ho avy izao amin'ny 𝗧𝗵𝗲 𝗚𝗮𝗿𝗿𝗶𝘀𝗼𝗻 𝗡𝗶𝗴𝗵𝘁 ✨ ho an'ire...
20/12/2023

Espace Tantely Ambohimahitsy

Any ny fotoanantsika ny 31 Desambra 2023 ho avy izao amin'ny 𝗧𝗵𝗲 𝗚𝗮𝗿𝗿𝗶𝘀𝗼𝗻 𝗡𝗶𝗴𝗵𝘁 ✨ ho an'ireo izay efa nahazo tapakila ! 😁
Iarahana amin'i :
Tsantaa • Johan Blouts • Soamanako Song • DJ Fitax • DJ Stevie Ramiara • Francky

Jifao eny sy boutiques Mass'in rehetra • www.ticketplace.io • Message privé • antso amin'ny laharana +261 38 66 241 81 ny tapakila ho an'izay mbola tsy nahazo !

🏷 • 80 000 Ar ny lehibe - 60 000 Ar ny ankizy 5 hatramin'ny 10 taona

Aza adino fa gratuite ny livraison raha en ville ary mahazo whisky iray izay mividy tapakila mihoatra ny 10 🤗

19/12/2023

𝗣𝗲𝗮𝗸𝘆 𝗕𝗹𝗶𝗻𝗱𝗲𝗿𝘀
____________

Avoay daholo ny costume an'ny Peaky Blinders ananareo fa io no dress code antsika amin'ny 𝗚𝗮𝗿𝗿𝗶𝘀𝗼𝗻 𝗡𝗶𝗴𝗵𝘁 ✨

📆 • 31 Décembre 2023 manomboka amin'ny 8 ora alina
📍 • Espace Tantely Ambohimahitsy
🏷 • 80 000 Ar ny lehibe - 60 000 Ar ny ankizy (5 - 10 taona)

Jifao eny amin'ny Ticketplace na amin'ity rohy ity www.ticketplace.io • na amin'ny hafatra miafina • na amin'ny alalan'ny antso amin'ny +261 38 66 241 81 ny tapakila ! 🤗

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261386624181

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Artiar Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Artiar Event:

Share