Akany Faraniaina

Akany Faraniaina Location de salle de réception situé à Anosy Avaratra: fiançailles, baptême, anniversaire.....

Hikarakara lanonana ve ianao?💐Mitady salle fotsiny 💐Mahazaka 150 pers💐Anosy Avaratra  💐Mitady traiteurAza misalasala fa ...
08/07/2024

Hikarakara lanonana ve ianao?
💐Mitady salle fotsiny
💐Mahazaka 150 pers
💐Anosy Avaratra
💐Mitady traiteur
Aza misalasala fa vonona handray anao izahay,Ary ho afa-po tokoa🎁🎂🧨.
Fandrio dieny izao ny datinao🤵👰

Misaotra betsaka fa tena nalaina nisaraka ny rehetra💃💃🕺🕺Arahabaina Ravaka sy Landy♥️♥️👰🤵,Dia mahareta hatramin'ny farany...
19/05/2024

Misaotra betsaka fa tena
nalaina nisaraka ny rehetra💃💃🕺🕺
Arahabaina Ravaka sy Landy♥️♥️👰🤵,Dia mahareta hatramin'ny farany.

Arahabaina ianareo 👏💐📒Aza misalasala miantso izay mila fanazavana  fanampiny
25/03/2024

Arahabaina ianareo 👏💐
📒Aza misalasala miantso izay mila fanazavana fanampiny

16/10/2023

Mitady toerana hanaovana lanonana ve ianao?
Akany Faraniaina Anosy Avaratra dia toerana

🏠 mahazaka 150 pers,tsy misy pillier.
🍽️Mampanofa salle fotsiny,efa misy couvert complet.
🍱Afaka manao sakafo na menu na buffet.

Raha mila fanazavana mp na antsoy n'y 0341179860

Grand buffet🍰🍤🍗
03/10/2023

Grand buffet🍰🍤🍗

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261341179860

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akany Faraniaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category