Villa Tiana Ambohimalaza

Villa Tiana Ambohimalaza Un lieu spécialisé en événement extérieur. Idéal pour mariage, fiançailles, baptême, évènement corporate , team building,...

Un lieu féerique pour votre mariage dans un coin tranquille à Ambohimalaza.

12/07/2026

Bon dimanche tout le monde 🥰
Izahay sady manararaotra mianoka kely ny asa fiderana rehefa tahaka izao 🥰😘
Bonne semaine ihany koa 😘

✨Bon début du deuxième semestre  à tous ✨Hotanteraka anie ilay projet nokasainao efa hatr@ voalohan'ny taona iny 🙏Tongav...
01/07/2026

✨Bon début du deuxième semestre à tous ✨

Hotanteraka anie ilay projet nokasainao efa hatr@ voalohan'ny taona iny 🙏
Tongavasoa ny andro malaza ho an'izay nanam-pikasana ho an'izay 🙏
Eto izahay hanamora ny firakaranao azy 😉👌
Afaka mifampiresaka eto foana isika ☺️
Antsoy izahay 😉 0342984464

Kopa-tànana ho an'i Steffi Créa fa tsara be ny déco 😘

✨Misy touche personnalisée kely foana koa ho an'ny couple tsirairay ✨🥰Rêvez et on le réalisera ensemble 😉 Contact: 03429...
30/06/2026

✨Misy touche personnalisée kely foana koa ho an'ny couple tsirairay ✨🥰
Rêvez et on le réalisera ensemble 😉

Contact: 0342984464
0322474658

✨On est là pour vous accompagner de A à Z  dans vos événements ✨Rêvez et nous le réalisons 👌Contactez-nous au 0322474658...
19/06/2026

✨On est là pour vous accompagner de A à Z dans vos événements ✨
Rêvez et nous le réalisons 👌
Contactez-nous au 0322474658 ou au 0342984464

Inona amin'ireto no tena talentanao? 😄Ianao ve ilay mitsangana matetika mandihy ?💃Sa ianao ilay mipetraka dia mijery ? 🧏...
17/06/2026

Inona amin'ireto no tena talentanao? 😄
Ianao ve ilay mitsangana matetika mandihy ?💃
Sa ianao ilay mipetraka dia mijery ? 🧏‍♀️
Sa ianao ilay tia manampy sakafo matetika ? 🍽️
Sa ianao ilay mivezivezy eraky ny tanàna ? 🚶‍➡️
Sa ianao ilay tia maka sary any ivelany? 📸
Sa ianao ilay mifandom-bera miaraka @ fianakams any ivelany? 🥂

Mamy kely avokoa ireo fa samy manana ny tiany ny tsirairay ☺️
Natambatray ao anaty toerana iray ny ankamaroan'ny tadiavinareo : ao anatin'ny grand chapiteau izay te hilanonana, omenay toerana mamy kely hangàlana sary koa, ny ankizy moa afaka milalao any @ coin enfant, ny mifandom-bera tsy diso anjara ☺️
Ireny rehetra ireny mampatsiro an'ilay fety avokoa 🥰

Mahafinaritra anie ity mikarakara lanonana ity eeee 🙂 mahita fety foana 🙂

Ho an'izay mbola mitady toerana rehetra dia aza misalasala miditra mp na miantso avy hatrany 0322474658

Mirary soa oh 😘

✨Misaotra an'ireo efa nahatoky anay nandritra izay enim-bolana voalohany izay 🥰 Vonona hatrany hanome fahafaham-po ho an...
11/06/2026

✨Misaotra an'ireo efa nahatoky anay nandritra izay enim-bolana voalohany izay 🥰
Vonona hatrany hanome fahafaham-po ho an'ireo enim-bolana manaraka 🥰

Aza misalasala manontany andinindiny @ mp na miantso avy hatrany 0342984464

Takariva kely 🥰 Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra 🥰
23/05/2026

Takariva kely 🥰
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra 🥰

Le secret d'une bonne organisation... c'est d'avoir presque tout dans un seul lieu 😉Chez nous, profiter de nos:*3 lieux ...
19/05/2026

Le secret d'une bonne organisation... c'est d'avoir presque tout dans un seul lieu 😉
Chez nous, profiter de nos:
*3 lieux différents
* Des matériaux nécéssaires pour une réception luxueuse
* Des décorations
* Des lumières (led, beam, string light,...)
* Des effets spéciaux

Demandez des renseignements en Mp ou au 0322474658

Coucouuu, ✨Fantatrareo ve ? ✨👉Raha manao evenement ao @ Villa Tiana Ambohimalaza nareo dia efa misy guide sy liste avy h...
16/05/2026

Coucouuu,
✨Fantatrareo ve ? ✨
👉Raha manao evenement ao @ Villa Tiana Ambohimalaza nareo dia efa misy guide sy liste avy hatrany omenay anareo hanampy anareo @ fanomanana ny fetinareo? 🙂
Ho an'izay efa tato aminay moa dia mahatadidy an'ilay annexe ao ambadiky ny contrat iny 😅

Midira mp izay liana ary fa efa ankoatry ny toerana omenay anareo dia efa manampy be anareo @ fikarakarana ihany koa izahay 😉
📞+261342984464
📞+261322474658

La Villa Tiana Ambohimalaza vous souhaite une bonne fête de l'ascension 🙏
14/05/2026

La Villa Tiana Ambohimalaza vous souhaite une bonne fête de l'ascension 🙏

Address

Ambohimalaza
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00
Sunday 14:00 - 18:00

Telephone

+261342984464

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Villa Tiana Ambohimalaza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Villa Tiana Ambohimalaza:

Shortcuts

Share

Category