Villa Azalée

Villa Azalée "Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao , no mitantana ny tànana ankavananao". Is. 41:13

27/07/2026

Rehefa hoe mitady toerana malalaka antonona Olona 100 dia afaka manatona n'y ianareo @ alalan'ny mp.

Toy ny Lasy notontosain'ny t@faran'ny herinandro teo.

Mankasitraka indrindra !!

Client: Ekar Réunion entre diocèse Location gde salle et extérieur Nb:200 personnesLieu: Villa Azalée
07/07/2026

Client: Ekar
Réunion entre diocèse
Location gde salle et extérieur
Nb:200 personnes
Lieu: Villa Azalée

15/06/2026

coucou! 👏
Arahabaina Razafimialisoa Ando fa ianao no nahita n'y valiny marina t@lalao na jeu numéro 2. Manasa anao hiditra mp .

ho an'ny abonné.
Araho hatrany n'y pejy
Aza adino n manisy n'y pejy sy n'y publication rehetra.

Mankasitraka indrindra

14/06/2026

Jeu numéro 2:
Aiza no misy "villa azalée"?

A-Androhibe
B-67 ha
C-Ilafy

Nb: Izay mahavaly voalohany no maharesy anh!

14/06/2026

Location grande salle pour 100 pers max.

mp pour réservation

Tsara ho fantatra kely ! Rehefa mandeha fanasana,na mamonjy fety aman-danonana @ toerana voatakana.Ao anatin'ny sary n'y...
13/06/2026

Tsara ho fantatra kely !

Rehefa mandeha fanasana,na mamonjy fety aman-danonana @ toerana voatakana.

Ao anatin'ny sary n'y hafatra.

Ho avy n'y kilalao

Mirr soa

12/06/2026

Iza no vonona hilalao ? Asio j'aime Ary dia entano n namanao MBA hi j'aime n'y pejy Villa Azalée.
Mankasitraka

28/05/2026

Nous disposons aussi
une grande salle pour etc

N'hésitez pas à nous contacter pour plus de détails
Bonne soirée 😘

28/05/2026

coucou! 👏
ArahabainElinoromalala Rmk fa ianao no nahita n'y valiny marina t@lalao na jeu numéro 1. Manasa anao hiditra mp .

ho an'ny abonné.
Araho hatrany n'y pejy
Aza adino n manisy n'y pejy sy n'y publication rehetra.

Mankasitraka indrindra

24/05/2026

Joyeuses Pentecôte chèr(e)s abonné(e)s!

Andeha ho aiza ianareo rahampitso ?
Hitsangantsangana ? Sa hijanona ao an trano
Ataovu Zay mety eh .

Fa zao aloha e!! Aza adino n'y mi-j'aime sy mi abonné n pejy Villa Azalée
Dia misy lalao io anh. Ahazoana loka Zay mahita valiny marina.

Address

Manahy Ilafy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261340168061

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Villa Azalée posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Villa Azalée:

Shortcuts

Share