DeeJay Kevin - Le DJ Danseur

DeeJay Kevin - Le DJ Danseur Je suis à la fois DJ et Danseur, Pour vos différents événements n’hésitez pas à me contacter

11/09/2026

🔥🔥 On se retrouve ce soir la famille 🔥🔥

🤩🤩 Salama daholo oh 🤩🤩🔥🔥 Zany ndray ary ny fotoana tsika manaraka, natokana ho an’ny mpakafy dihy indray izy ty, tongava...
16/08/2026

🤩🤩 Salama daholo oh 🤩🤩

🔥🔥 Zany ndray ary ny fotoana tsika manaraka, natokana ho an’ny mpakafy dihy indray izy ty, tongava ary miaraka Mandy sy manalazy aminay ato Quintana Sky ny fotoana 🔥🔥

14/08/2026

🔥Alerte Weekend ndray oh🔥

👊👊 Ao amin’ny Le Point d'Exclamation Lounge Bar Sy Quintana Sky ny fotoana 👊👊

11/08/2026

☺️☺️ Eto dia mametraka fisaorana sy félicitations ho an’ny Fresh Dance Club Antsirabe tarihan’i Coach Njiva tamin’iny hetsika nafinaritra Bira Latine trophy fa dia afa-po ny tenako tamin’ny fikarakarana rehetra, Misaotra ihany koa ho an’i mpampiatrano Hotel Diamant-Antsirabe Sy ny Staff niara-niasa rehetra ☺️☺️

🎊🎊 Un grand félicitations aussi à tous les compétiteurs et les membres de Jury et surtout vous public 🎊🎊

👊👊 C’était un honneur pour moi de participer en tant que DJ Officiel de cette événement et merci beaucoup pour votre confiance 👊👊

💪💪 Miakatra hatrany ny niveau an’ny Danse de salon et danse Sportive eto Madagascar 💪💪

07/08/2026

🎊🎊🎊 Happy Anniversaire les les brada be ah SANIH Sanih Ratolojanahary 🎊🎊🎊
☺️☺️ Mitomboa laza aman-karena les ah ☺️☺️

25/07/2026

🤗🤗 Salama Daholo oh 🤗🤗

🔥🔥 Andao ndray ary miaraka amin’ny Team Oh Le SANIH Sy WADA Mozika Ofisialy Sy Yoongs Guth - Jiolambups 🔥🔥

👊rehefa avy eo ny pro zany👊

24/06/2026

🤗🤗 Zany ndray ary oh 🤗🤗

☺️☺️ Miaraka amin’ity madama sexy mirehatra be otran’ny arendrina amin’ny 25 sy 26 Juin ty☺️☺️
🔥🔥 WordPlay Rihanna ( Raraka) X SANIH (Cadeau) 🔥🔥
🤩🤩 Inspiration by DJ Rakkun 🤩🤩

23/06/2026

🇲🇬🇲🇬 Ho avy ny Fetim-pirenena Malagasy ka Aza adino ary ny fotoana tsika ao amin’ny Le Point d'Exclamation Lounge Bar sy Quintana Sky ny 25 ary 26 Juin ho avy zao 🇲🇬🇲🇬

Address

Nanisana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DeeJay Kevin - Le DJ Danseur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DeeJay Kevin - Le DJ Danseur:

Shortcuts

Share

Category