KALY 103

KALY 103 Un endroit sympa pour déguster un bon petit plat en famille, en couple, entre amis ou même en solo.

15/05/2024
Nous vous informons que nous sommes fermés aujourd'hui 17 mars 2024 à cause d'une privatisation.Merci de votre compréhen...
17/03/2024

Nous vous informons que nous sommes fermés aujourd'hui 17 mars 2024 à cause d'une privatisation.
Merci de votre compréhension.

Efa misy kebab koa ato aminay an!Iza no mbola tsy nanandrana?Tongava aingana ary 😊KALY 103 038 83 363 66Sur place, à emp...
07/03/2024

Efa misy kebab koa ato aminay an!

Iza no mbola tsy nanandrana?
Tongava aingana ary 😊

KALY 103

038 83 363 66

Sur place, à emporter, sur livraison.

Miam miam 🍨🍦🌞Mafana ny andro, andao ihinana glace fait maison matsiro be.Glace manomboka amin'ny vidiny 2.500 Ar fotsiny...
03/03/2024

Miam miam 🍨🍦🌞
Mafana ny andro, andao ihinana glace fait maison matsiro be.
Glace manomboka amin'ny vidiny 2.500 Ar fotsiny.

KALY 103

Mivoha ny talata hatramin'ny alahady (9h à 20h)

038 83 363 66

Salama daholo,Mankasitraka anareo rehetra izay nanome fahatokisana anay, ary manasa anareo izay mbola tsy nanandrana ny ...
16/02/2024

Salama daholo,
Mankasitraka anareo rehetra izay nanome fahatokisana anay, ary manasa anareo izay mbola tsy nanandrana ny tolotra omenay mba hanjifa ihany koa.
Izahay dia afaka mandray ny commande-nareo isan-karazany toy ny nems, sambos zébu, sambos au fromage, boulettes de viande, raviolis, bourek, toast, sns... manomboka amin'ny 500 Ar ny pièce.

Manao service traiteur ihany koa izahay ho an'ny lanonana samihafa.

Koa aza misalasala mandefa mp na miantso ny laharana 0388336366.

Efa misy ihany koa ny service de livraison.

KALY 103 Ankadikely, tél : 0388336366

Nouveautés ato aminay! Karazana tsakitsaky isan'karazany : nems, sambos, raviolis, boulettes de viande, toast, beignets ...
31/01/2024

Nouveautés ato aminay! Karazana tsakitsaky isan'karazany : nems, sambos, raviolis, boulettes de viande, toast, beignets de boulettes chinoises.
Mandray commande ihany koa izahay.

KALY 103 Ankadikely.

30/01/2024

Nous informons notre aimable clientèle que nous sommes exceptionnellement fermé aujourd'hui (30/01/24).

Sambos sy nem 😍Miam miam 🤤Ety Ankadikely no misy anay raha hanandrana 😊
19/01/2024

Sambos sy nem 😍
Miam miam 🤤
Ety Ankadikely no misy anay raha hanandrana 😊

Tena tianareo be mihintsy ity sandwich anay ity a!Tongava manandrana izay mbola tsy nihinana fa ho tamana koa nareo! 🥪🤤😍...
18/01/2024

Tena tianareo be mihintsy ity sandwich anay ity a!
Tongava manandrana izay mbola tsy nihinana fa ho tamana koa nareo! 🥪🤤😍
KALY 103 Ankadikely.

Croissant sandwich 😍❤️KALY 103 Ankadikely
16/01/2024

Croissant sandwich 😍❤️
KALY 103 Ankadikely

Cordon bleu 😍 ampiarahana amin'ny jus de fruits fraîchement pressé sady glacé tsara 🍹!Mety tsara amin'izao andro mamay b...
13/01/2024

Cordon bleu 😍 ampiarahana amin'ny jus de fruits fraîchement pressé sady glacé tsara 🍹!
Mety tsara amin'izao andro mamay be zao 🌞!
Kaly 103 Ankadikely.

Vendredi joli na koa hoe zoma magnifique 😍🍗🍟🍔🍝🥗🍜🍺🍹🍸🥃Kaly 103 Ankadikely
12/01/2024

Vendredi joli na koa hoe zoma magnifique 😍
🍗🍟🍔🍝🥗🍜🍺🍹🍸🥃
Kaly 103 Ankadikely

Address

Ankadikely
Antananarivo

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 09:00 - 20:00
Friday 09:00 - 20:00
Saturday 09:00 - 20:00
Sunday 09:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KALY 103 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category