08/02/2023
Ity ary ny Fomba fandraisana anjara :
💗 Izay maka pack alohan'ny 14 fevrier dia mahazo:
➡ T. Shirt personalisé
➡ Fisakafoanana ny 14 fevrier ho avy izao.
➡ Cadeau surprise
➡ Mianatra : cake commerciale, madeleine commerciale, cookies, galette commerciale, biscuit amidy amin'ny kilao, pizza, ary Gateau Gratuit.
💗Izay maka pack amin'ity volana fevrier ity dia mahazo:
➡ Livrer d'Or
➡ Cadeau surprise
➡ Mianatra : cake commerciale, madeleine commerciale, cookies, galette commerciale, biscuit amidy amin'ny kilao, pizza, ary Gateau Gratuit.
💗 Tsy ataotsika diso anjara ihany koa ireo tsy misy evenement karakaraina nefa te andray anjara
Fa ometsika : cadeau surprise sy mianatra gratuit ihany koa.
Mba hahafahanao mandray anjara ary dia:
✅ ataovy 👍 ary ny Pejy hahafahanao manaraka tsy tapaka ny pejy
✅ Partageo amin'ny mur sy groupe 3 misy anao ity publication ity.
✅ tageo ireo namana mba handray anjara.
Tapitra @ 25 fevrier izao ny lalao. Ka ny 26 fevrier no fisariahana ho an'ireo zay tsy maka pack. Ary olona 10 no misitraka ny loka.
Aza adino ary ny manasa ny namanao andray anjara e! 😍😍
Bonne chance.
Hello guys!🙋
Ho fisantarantsika ity pejy ity dia andao mba ilalao e! 😁
Hampafanatra ity pejy ity isika.😉😘
Ity pejy ity dia manampy anao amin'ny fikarakarana lanonana rehetra na mariage na fiançaille na anniverssaire na baptême na fitokanana trano sns... rehefa mety lanonana e!😊😍
Aza misahirana intsony ary fa efa eto izahay hanolotra fanomezana miavaka ho anareo 🙋😋 ary vonona anome fahafaham_po ho anareo ihany koa. 😍😘
Ireto avy ny tolotra misy ato aminay:
1_ Pack Menu complet:
❤ 50 à 100 pers : 30.000ar
❤ 100 à 150 pers: 28.000ar
❤ 150 à 200pers: 25.000ar
❤ +200 pers: 23.000ar
Ireto avy no hita ao :
⏩ Entrée Froide
⏩ Entrée chaude
⏩ Resistance
⏩ Dessert
⏩ Boisson : star / jus naturel/ Eau plate
Cadeau offert : 🙈 Decoration salle
🙈 Decoaration eglise
🙈 Urne
2_ Pack semi_ buffet :
❤50 à 100 pers : 40.000ar
❤ 100 à 150 pers: 38.000ar
❤ 150 à 200pers: 35.000ar
❤ +200 pers: 32.000ar
Ireto avy no hita ao :
⏩ Entrée : buffet
⏩ Resistance : à servi
⏩ Dessert : à servi
⏩Boisson : star / jus naturel/ Eau plate
Cadeau offert : 🙈 Tête de cortège
🙈 Mise en beauté de la mariée
3_ Pack Buffet :
❤50 à 100 pers : 60.000ar
❤ 100 à 150 pers: 58.000ar
❤ 150 à 200pers: 55.000ar
❤ +200 pers: 50.000ar
Ireto avy no hita ao :
⏩ Entrée : buffet
⏩ Resistance : buffet
⏩ Dessert : buffet
⏩Boisson : star / jus naturel/ Eau plate
Cadeau offert : 🙈 Photographe
🙈 Videaste
4_ Pack Mariage de A _ Z :
✅ Si avec Menu servi :
_ 100 pax: 7.000.000ar
_150 pax: 8.000.000ar
_200pax: 10.000.000ar
+200 pax : à partir de 12.000.000ar
Tsotra be ny fandraisana anjara:
Arao ao @ commentaire ny fomba anjaisana anjara.
Koa Hasao ary ny namana handray anjara amin'ity lalao ity 😉❤💕