Royal Kinga Events

Royal Kinga Events 🎉 Royal Kinga Events

Royal Kinga Events est une entreprise passionnée par l’organisation d’événements .

Nous mettons notre créativité, notre dynamisme et notre sens du détail au service de vos projets pour transformer chaque occasion

J  #02 Royal Kinga Events ✨Pic By Kinga  📸👑
26/06/2026

J #02
Royal Kinga Events ✨
Pic By Kinga 📸👑

🇲🇬 Amin'izao fankalazana ny Fetim-pirenena izao dia faly izahay mizara aminareo ireto tahirin-tsary nandritra ny hetsika...
26/06/2026

🇲🇬 Amin'izao fankalazana ny Fetim-pirenena izao dia faly izahay mizara aminareo ireto tahirin-tsary nandritra ny hetsika izay notanterahin'ny ekipa, ny 06, 07 ary 08 Aprily 2026.
📍Sekoly Vinet Ambohimalaza

🙏 Mankasitraka indrindra:
Ny ekipa rehetra izay niara-nisalahy.
Ireo mpandray anjara rehetra.
Ireo nampiantrano sy nanohana ny hetsika.

Ary ambonin'ny zavatra rehetra, misaotra an'Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny hetsika.

✨ Mbola hisy hetsika maro ho avy, koa araho hatrany ny pejinay mba tsy ho tara amin'ny vaovao sy ny fandaharam-potoana manaraka.

🇲🇬 Mankasitraka indrindra ary mirary Fetim-pirenena sambatra ho antsika rehetra! 🙏🇲🇬

By Kinga 📸👑

🇲🇬 Fetin'ny Fahaleovantena Sambatra 🇲🇬Ny Ekipa  Royal Kinga Events  dia miarahaba ny Malagasy rehetra. Tratrin'ny hasara...
26/06/2026

🇲🇬 Fetin'ny Fahaleovantena Sambatra 🇲🇬

Ny Ekipa Royal Kinga Events dia miarahaba ny Malagasy rehetra.

Tratrin'ny hasaramanitra, ho feno fifaliana, firaisankina ary fitahiana ity fetim-pirenena ity.

Manaova fety sambatra daholo! 🤝🇲🇬
— Ekipa Royal Kinga Events

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Rado Ny AinaLaissez un commentaire pour les accueillir dans notre communa...
15/04/2026

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Rado Ny Aina

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans 🎉🎖️🎁

08/04/2026

Vita soa aman-tsara ny hetsika nokarakarain’ny Royal Kinga Events ny 4, 5, 6 Avril lasa teo 📍Sekoly Vinet Ambohimalaza 🙏✨
Feno hafaliana, firaisankina ary fifaninanana ara-panatanjahantena ⚽🏀💯
Nisy :
⚽ Tournoi Foot A7
🏀 Tournoi 3x3
🎯 Concours 3 points
🎉 Ary lalao maro isan-karazany : Tombola, Tsipy vola, Penalty, Petit Rallye…
Isaorana manokana ianareo rehetra nandray anjara 🙌
Mpilalao, mpijery, mpiara-miombon’antoka… tsy ho tontosa raha tsy ianareo 💛
Misaotra an’Andriamanitra tamin’ny fahombiazana rehetra 🙏💫
Miroso hatrany isika 💫☺️
Ny manaraka tsy ho ela, ary ho mafana kokoa noho ny lasa 🔥

Ampitiavana be hatrany 🙏🫶Lalao ara-pirahalahiana 🔥⚽FC Kinga vs FC AM 💥Score : 1-2 👏Arahabaina FC AM 👑Ho an'ny baolina ki...
08/04/2026

Ampitiavana be hatrany 🙏🫶
Lalao ara-pirahalahiana 🔥⚽
FC Kinga vs FC AM 💥
Score : 1-2 👏
Arahabaina FC AM 👑
Ho an'ny baolina kitra sy ny Tontolony☺️🙏

07/04/2026
🔥🏀 Royal Kinga Events  – 1ère édition réussie !Merci à tous ceux qui ont participé et donné le maximum sur le terrain 🙏A...
07/04/2026

🔥🏀 Royal Kinga Events – 1ère édition réussie !
Merci à tous ceux qui ont participé et donné le maximum sur le terrain 🙏
Ambiance, compétition et fair-play étaient au rendez-vous 💯
🏆 Big respect aux champions RIAN-KERY 👑🔥
Vous avez marqué cette édition !
La suite arrive… restez connectés 💥

Équipe Solidarité & JSBCA 📸🙏❤️‍🔥☺️💫By Kinga  🫶📸
06/04/2026

Équipe Solidarité & JSBCA 📸🙏❤️‍🔥☺️💫
By Kinga 🫶📸

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Royal Kinga Events posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category