05/06/2026
Tianareo mihitsy ireto pochon en soga ireto 🤗..mankasitraka an'i Narindra nanjifa teto ☺️🎀
Ambadik'ireo pochon ireo anefa misy fournitures sy matériels kely miaraka miasa mba hamoahana azy: machine à coudre (an'i bebe anay fa tsy nalaina sary fa efa ratsy kely 😁) coupe papier sy perforateur hanaovana ny étiquette ruban sy tissu
Io anefa misy labozia dia inona ary no hilaina azy izay mahay? 😄
Izay ary ny tantarany ka dia aza misalasala raha hanjifa 🥰