Manjaka Fy

Manjaka Fy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manjaka Fy, Caterer, Cité Akany Sambatra Itaosy, Antananarivo.

Iza Ilay namanao mpiara-misakafo aminao foana iny ? 😋Na ilay vao miresaka Kely Dia maintsy resaka sakafo foana ? 😝🍽️🗨️Ta...
27/01/2026

Iza Ilay namanao mpiara-misakafo aminao foana iny ? 😋

Na ilay vao miresaka Kely Dia maintsy resaka sakafo foana ? 😝🍽️

🗨️Taggeo izy fa sao hiaraka haka sakafo ato amin'ny Manjaka Fy indray hoe 😉🍽️

‼️8.000ar : sakafo + dessert + livraison ‼️Fandraisana commande : J-1 hatramin'ny 9h Jour J Izany hoe, Raha hicommande h...
26/01/2026

‼️8.000ar : sakafo + dessert + livraison ‼️

Fandraisana commande :
J-1 hatramin'ny 9h Jour J

Izany hoe, Raha hicommande ho an'ny rampitso talata ianao ohatra, mandray commande izahay androany hatramin'ny rahampitso 9h 💌

Afaka misafidy hatrany :
_ Plat gourmand + dessert
Na
_ Plat malagasy + dessert
Na
_ Healthy Food + dessert

Tongava mp Ary ☺️
Asaho ihany koa ny namana hiara-hisakafo😋😋

̀domicile

"Mba omeo photo réelle" ...Satria hono matetika fitaka ny sary... Fa ny anay izay hitanareo amin'ny sary mintsy no Tonga...
21/01/2026

"Mba omeo photo réelle" ...

Satria hono matetika fitaka ny sary... Fa ny anay izay hitanareo amin'ny sary mintsy no Tonga any ka 🤭🍽️

Afaka misafidy hatrany :
_ Plat gourmand
_ Plat malagasy (vary sy laoka)
_Healthy Food

💌Mp pour commander💌

Inona ny sakafo anio ? 🤭Raha hanafatra ato amin'ny Manjaka Fy ianao, Dia afaka misafidy : - Plat malagasy - Plat Gourman...
13/01/2026

Inona ny sakafo anio ? 🤭

Raha hanafatra ato amin'ny Manjaka Fy ianao, Dia afaka misafidy :

- Plat malagasy
- Plat Gourmand
-Healthy Food

+ Dessert 😉🍽️

💌Amin'ny vidiny 8.000ar (efa anatiny frais de livraison) 💌

Iray Andro mialoha fandefasana commande, na hatramin'ny 10 ora Maraina ho an'ny commanden'ny andro io ihany 😊

Bienvenue chez Manja Fy 🍽️Commandez et faites-vous livrer vos repas à la maison, à l'école, au bureau ou pour vos rendez...
12/01/2026

Bienvenue chez Manja Fy 🍽️

Commandez et faites-vous livrer vos repas à la maison, à l'école, au bureau ou pour vos rendez-vous 🤭

Mangez comme à la maison avec nos plats pensés pour votre plaisir, sans négliger votre santé !

❤️ Abonnez-vous à la page pour découvrir nos plats et nos prochaines propositions♥️

Address

Cité Akany Sambatra Itaosy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 16:00
Sunday 08:00 - 16:00

Telephone

+261381054883

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manjaka Fy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Manjaka Fy:

Share

Category