Mi'hart HAZO

Mi'hart HAZO Ouvrages en bois

🧡🎀🧡🎀🧡🎀🧡🎀🧡🎀🧡🎀🧡 Salon Royal  3,2,1☎️: 034 58 705 74 ou mp WhatsApp : 034 58 705 74
21/10/2025

🧡🎀🧡🎀🧡🎀🧡🎀🧡🎀🧡🎀🧡

Salon Royal

3,2,1
☎️: 034 58 705 74 ou mp
WhatsApp : 034 58 705 74

 ❤☺ *Hauteur: 2m *Largeur: 1m *Fitaratra matevina be (8mm)*Hazo ala ☎:034 58 705 74       034 71 272 19        ou mp
08/05/2025

❤☺

*Hauteur: 2m
*Largeur: 1m
*Fitaratra matevina be (8mm)
*Hazo ala
☎:034 58 705 74
034 71 272 19
ou mp

Miarahaba daholo☺❤🌹❤🌹❤🌹❤🌹❤Maro be no maka-toky @ ilay commande en ligne ato @ page.(Tsapako be ☺🙏,  satria efa maro ny t...
12/04/2025

Miarahaba daholo☺
❤🌹❤🌹❤🌹❤🌹❤
Maro be no maka-toky @ ilay commande en ligne ato @ page.
(Tsapako be ☺🙏, satria efa maro ny tsy azo atoka amin'izao)
Dia asehoko anareo eto aho ☺; Tompon'ity orinasa "MI'HART HAZO"
❤ANDRIAMANJATO Miaritsoa❤ ny anararako , mety misy mahafantatra ihany raha mijery novegasy☺(Lily).

Te hiteny fotsiny aho hoe afaka matoky be mihitsy ianareo , na alavitra aza no manao commande aminay . Vitanay sady tsara be no aram-potoana ny commande nareo☺🙏

*Mananaraotra misaotra sy mankasitra ireo bedebe efa nametraka fitokisana taminay koa❤🙏

*Raha misy azo anapiana anareo dia aza misalasala mandefa MP na miantso mivantana
☎: 034 58 705 74

🎀FANAMARIHANA🎀
daholo no alefako rehetra eto @ page☺
, Tsara kalitao, mafy tsara
🙏 TOHANO NY VITA MALAGASY fa tsy ambakan'ny vita vahiny ny antsika☺

Mirary soa daholo☺

Miarahaba daholo☺💙🎀💙🎀💙🎀💙🎀💙🎀💙 Izahay dia manao ny asa rehetra momban'ny  Afaka manatanteraka izahay asa rehetra tianareo ...
04/04/2025

Miarahaba daholo☺
💙🎀💙🎀💙🎀💙🎀💙🎀💙


Izahay dia manao ny asa rehetra momban'ny

Afaka manatanteraka izahay asa rehetra tianareo avoaka

Manao capitonnage koa☺

Kalitao tena tsara☺
☎: 034 58 705 74 ou mp

 ☺😍 -POANA☺😍Izay mividy ireto   ireto ,  dia omeko maimaim-poana an'io   mahafatifaty kely vita @ VY io☺😍,  dia mbola ap...
11/03/2025

☺😍
-POANA☺😍

Izay mividy ireto ireto , dia omeko maimaim-poana an'io mahafatifaty kely vita @ VY io☺😍, dia mbola apiko sy koa ❤
🌷 Canapé 2places (1)
🌷 Canapé 1place (1)

* Mora sasana
* Simili-cuir matevina be ny capitonnage☺
☎: 034 58 705 74 ou mp

Afaka jerena mivantana ety Vontovorona
MANAO LIVRAISON koa izahay☺

😍 😍 A VENDRELieu: Vontovorona  :TANA ville ou aux alentours de Vontovorona☺☎: 034 58 705 74 ou mpVITA MALAGASY❤
03/03/2025

😍
😍
A VENDRE
Lieu: Vontovorona
:TANA ville ou aux alentours de Vontovorona☺
☎: 034 58 705 74 ou mp
VITA MALAGASY❤

  2places⛔⛔⛔AMIDY⛔⛔⛔ Couleur: beige,  doréMora sasana Simili-cuir mafy be ny capitonnage☺☎: 034 58 705 74 / 034 12 784 4...
01/03/2025

2places
⛔⛔⛔AMIDY⛔⛔⛔

Couleur: beige, doré
Mora sasana
Simili-cuir mafy be ny capitonnage☺
☎: 034 58 705 74 / 034 12 784 40
Lieu : vontovorona
❤LIVRAISON GRATUIT TANA ville

❤😍❤😍❤😍❤😍❤  Au salon du Mariage Hall expo Ankaditoho TsimbazazaStands: 50-51-52Le 13, 14, 15, 16 fevrier 2025☎: 034 58 70...
14/02/2025

❤😍❤😍❤😍❤😍❤

Au salon du Mariage
Hall expo Ankaditoho Tsimbazaza
Stands: 50-51-52
Le 13, 14, 15, 16 fevrier 2025
☎: 034 58 705 74 ou mp

🎀😍🎀😍🎀😍🎀   ❤ 3 places (1)❤ 2 places (1)❤ 1 places (1)☎: 034 58 705 74 ou mp
23/01/2025

🎀😍🎀😍🎀😍🎀



❤ 3 places (1)
❤ 2 places (1)
❤ 1 places (1)
☎: 034 58 705 74 ou mp

❤😍❤😍❤😍❤😍❤😍❤  *Canapé 3places (1)*Pouf (2)Couleur: Vert sauge manakaiky bleu canard☎: 034 58 705 74 ou mp
31/12/2024

❤😍❤😍❤😍❤😍❤😍❤


*Canapé 3places (1)
*Pouf (2)
Couleur: Vert sauge manakaiky bleu canard
☎: 034 58 705 74 ou mp

Address

Lot FAS 78 Bis Alakamisy Fenoarivo VONTOVORONA
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 12:00
Wednesday 08:00 - 12:00
Thursday 08:00 - 12:00
Friday 08:00 - 12:00

Telephone

+261345870574

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi'hart HAZO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi'hart HAZO:

Share

Category