18/05/2026
💥Salama daholo ny mpankafy burger 🥰
Miverina ny livraison antsika manomboka androany , ireo daholo ny disponible
🍔burger poulet
🍔 burger zébus
🍔 Maxi carnivore
🍔 Mixte crevette et zébus
🚚 Disponible en livraison moto
✨
📩 Alefaso ary ny commande ato @
📱 WhatsApp : 034 50 638 14
📱 Ou 032 28 187 89
📍 Lieu de récupération :
Ambohimanarina, eo amin’ny Firaisana faha-6.