Mosakiky BBQ

Mosakiky BBQ Votre moment grillade commence ici 🔥🍖
🪵 Vente de barbecue au charbon de bois + accessoires barbecue
🇲🇬 Vita Malagasy
📞 032 78 109 74

AVANT/APRÈS ‼️Vous ne rêvez pas, c’est bien Mosakiky Solo 🔥♥️ Grille perforée + plancha (4mm d’épaisseur) 🤯  Tazomintsik...
28/12/2025

AVANT/APRÈS ‼️

Vous ne rêvez pas, c’est bien Mosakiky Solo 🔥♥️
Grille perforée + plancha (4mm d’épaisseur) 🤯

Tazomintsika ilay prix tamin’ny Black Friday 567.000 Ar 🎀 (offre valable jusqu’au 31 décembre à 10h
❗️ Disponible de suite, à récupérer à Ambondrona

📞 032 78 109 74

Team barbecue  🍗 sa Team salade de pâtes 🍝 ianareo amin’ny faran’ny taona? Izahay aloha izany dia manohana ny team . . ....
26/12/2025

Team barbecue 🍗 sa Team salade de pâtes 🍝 ianareo amin’ny faran’ny taona? Izahay aloha izany dia manohana ny team . . . 🤪

MOSAKIKY SOLO 📌
• Grille perforée (Matevina tsara)
• Acier émaillé ( Chauffe eau upcycling ♻️)
• Languette intégrée (Misintona rehefa manampy charbon fa tsy mibata)
• Poignées en bois (Mora hibatana azy, sady tsy atahorana ho may 😉)
• Pieds amovibles en tube galva
• Verrouillage à vis
567.000 Ar
76x69x40 cm

📍Ambondrona, 032 78 109 74

UP🥰
15/12/2025

UP🥰

Mbola disponible ve? 🔥 Ny valiny dia ENY, mbola nampirimainay tsara ho amin’ny fety izy ity ♥️Disponible de suite foana,...
09/12/2025

Mbola disponible ve?
🔥 Ny valiny dia ENY, mbola nampirimainay tsara ho amin’ny fety izy ity ♥️

Disponible de suite foana, 📍 Ambondrona
📞 032 78 109 74

01/12/2025

Helloooo December 🔥
Ho tsenainay amin’ity fatana masikita ity aloha ity volana vaovao ity ♥️🍗 Fety amin’ilay “inoubliable” no hisy an’izy ity
Prix cadeau 567.000 Ar 🎁🎉

𝗠𝗼𝘀𝗮𝗸𝗶𝗸𝘆 𝗚𝗠 𝟮 𝗲𝗻 𝟭 🔥 Surprenez vos convives avec vos grillades et vos burgers grâce à Mosakiky, votre barbecue au charbo...
26/11/2025

𝗠𝗼𝘀𝗮𝗸𝗶𝗸𝘆 𝗚𝗠 𝟮 𝗲𝗻 𝟭 🔥
Surprenez vos convives avec vos grillades et vos burgers grâce à Mosakiky, votre barbecue au charbon de bois 🪵🎉
Grille perforée + Plancha 🤯
———
Robuste et facile à manipuler 😉
77x74x45 cm
📞 032 78 109 74

BLACK FRIDAY 🔥-10% daholo ny modèle Mosakiky dispo 🤪; azonareo jerena ety amin’ny atelier 📍Ambondrona , en bas de BNI 🎁 ...
25/11/2025

BLACK FRIDAY 🔥

-10% daholo ny modèle Mosakiky dispo 🤪; azonareo jerena ety amin’ny atelier 📍Ambondrona
, en bas de BNI
🎁 Mosakiky 2 en 1 GM / Mosakiky Solo/ Mosakiky Junior (en cours ⏳)

📞 032 78 109 74

MOSAKIKY SOLO JUNIOR  (sans plancha)📌Maro be ianareo no mitady ilay kelikely, mahafatifaty, dia aleo fa avoakantsika izy...
23/11/2025

MOSAKIKY SOLO JUNIOR (sans plancha)📌

Maro be ianareo no mitady ilay kelikely, mahafatifaty, dia aleo fa avoakantsika izy @ ny 𝑩𝒍𝒂𝒄𝒌 𝑭𝒓𝒊𝒅𝒂𝒚 🔥

Ho asintsika réduction de ❶⓿% koa ireo modèle disponible :
🤩 Mosakiky 2 en 1 GM
🤪 Mosakiky Solo
Dia mazava hoazy fa i Mosakiky Junior koa

Bon dimanche les bbq lovers! ♥️

Ilay “compliments” be ohatran’izao no mahatonga ny team Mosakiky mbola mijoro 🔥😍 cela nous va droit au coeur ♥️ Marina e...
22/11/2025

Ilay “compliments” be ohatran’izao no mahatonga ny team Mosakiky mbola mijoro 🔥😍 cela nous va droit au coeur ♥️ Marina eee! Ka na mbola tsy hanjifa aza fa handefa teny mamy fotsiny dia raisinay foana 🥰

Ho an’ireo izay te hijery an’i Mosakiky dia ety Ambondrona, en face 59 bis no misy anay 🤩 Iee tsy maninona na hijery fotsiny aza 🤪

📞 032 78 109 74

Zoma manifika 🤩Mahazaka tsaky amin’ilay tian’ny vahiny rehetra ny anay i Mosakiky Solo 🔥🍗  Averinay foana hoe ❌TSY BARIK...
21/11/2025

Zoma manifika 🤩

Mahazaka tsaky amin’ilay tian’ny vahiny rehetra ny anay i Mosakiky Solo 🔥🍗
Averinay foana hoe ❌TSY BARIKA❌
___________
• 76x69x40 cm
💰630.000 Ar

Miantsoa malaky fa ny fety ity efa ho avy! 😘

MOSAKIKY SOLO📌Ilay “modèle classique” tianareo indray ity, sady mahazaka ireo karazana grillades: akoho, masikita, fruit...
17/11/2025

MOSAKIKY SOLO📌

Ilay “modèle classique” tianareo indray ity, sady mahazaka ireo karazana grillades: akoho, masikita, fruit de mer 🍤
76 X 69 X 40 cm 🔥🎊

Inona indray no mandrafitra azy?
• Acier émaillé
• Languette
• Poignées en bois
• Pieds amovibles en tube galva
• Verrouillage à vis

032 78 109 74

´NDAO HANAO …Barbecue party 🔥 Izahay no mikarakara ny akoho dia ianareo no manendy sy mihinana 🍗🫣‼️Akoho Paré: poulet ma...
16/11/2025

´NDAO HANAO …

Barbecue party 🔥 Izahay no mikarakara ny akoho dia ianareo no manendy sy mihinana 🍗🫣
‼️Akoho Paré: poulet macéré prêt à griller
30.000 Ar/kg (barquette offerte)
Livraison offerte si + 5kg
032 78 109 74

Bon dimanche! ♥️

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mosakiky BBQ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share