Mimi Sakafo

Mimi Sakafo Si vous voulez avoir des papilles en follie, faite appelle à Mimi Menu servis à partir de 30 000ar

🥄 Tsy traiteur tsotra izahay. Traiteur manome traikefa. 🍽️Tianao ve ny sakafo matsiro? 🎉 Na fety an-trano, fivoriana ara...
29/05/2025

🥄 Tsy traiteur tsotra izahay. Traiteur manome traikefa. 🍽️

Tianao ve ny sakafo matsiro?

🎉 Na fety an-trano, fivoriana ara-barotra, mariazy na lanonana manokana — izahay no mpiara-miasa tonga lafatra aminao.

💡 Inona no mampiavaka anay?
✔️ Sakafo vaovao sy voaomana amin'ny fitiavana
✔️ Fampanantenana tsy mivadika amin'ny kalitao sy fahadiovana
✔️ Fanompoana miaraka amin’ny tsiky sy fikarakarana miavaka
✔️ Fahafaha-manamboatra menu araka ny tianao sy ny budget-nao
✔️ Fanaterana ara-potoana sy manara-penitra

👉 Manao zavatra mitovy ny rehetra. Fa izahay kosa, manome traikefa tsy hay hadinoina.

📞 Miantsoa anay anio, na manorata hafatra.

Hifaly izahay hiara-hanomana ny fotoana manokana ho anao.💕

☎️ 034 90 604 68

Opportunité be dia be ho anareo izay mitady asa
29/05/2025

Opportunité be dia be ho anareo izay mitady asa

[SALON]

𝐏𝐫𝐞́𝐩𝐚𝐫𝐞 𝐭𝐨𝐧 𝐚𝐯𝐞𝐧𝐢𝐫 𝐝𝐞̀𝐬 𝐥𝐞 𝐥𝐲𝐜𝐞́𝐞 !
👉 Participe à la Journée de l’Orientation à l’𝐄𝐒𝐂𝐀 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐦𝐞𝐧𝐚, le mercredi 𝟏𝟏 𝐣𝐮𝐢𝐧 𝟐𝟎𝟐𝟓.

Au programme :
✅Stands d’exposition avec les meilleures universités et centres de formation
✅Ateliers pratiques pour explorer différents métiers
✅Conférences inspirantes pour t’éclairer sur ton futur
✅Tests de niveau de français 100 % gratuits

❌Entrée libre et participation gratuite❌

👉 Réservé aux lycéens sur présentation d’un carnet de correspondance ou d’une carte d’identité scolaire.

ESCA Antanimena ( Page Officielle ), Vatel Madagascar - Hotel & Tourism Management School, ISCAM Business School Madagascar

Ho anareo namako zay liana oooo
29/05/2025

Ho anareo namako zay liana oooo

Sao dia misy namako liana ooo
28/05/2025

Sao dia misy namako liana ooo

Sao dia mahasoa anareo namako
28/05/2025

Sao dia mahasoa anareo namako

Nous recrutons pour les postes suivants :
✅ Sécurité
✅ Barmaid (Homme ou Femme)
✅ Serveurs(ses) (2 postes - Homme ou Femme)
✅ Cuisinier(ère)

📅 Date limite de dépôt des dossiers : 02 Juin 2025
📲 Envoyez votre CV via WhatsApp : +261 32 84 981 80
📞 Contactez-nous : +261 34 53 844 46

Apero matsiro kely afaka atao rehefa fety ny androSa ahoana hoy ianareo
27/05/2025

Apero matsiro kely afaka atao rehefa fety ny andro

Sa ahoana hoy ianareo

Sao dia mba mahaliana anareo namako rehetra atoMirary soa antsika rehetra ooo
24/05/2025

Sao dia mba mahaliana anareo namako rehetra ato

Mirary soa antsika rehetra ooo

Salama daholo Sao dia misy liana ianareo namako fa misy opportunité tsara ity ho an'izay mitady asa ooooMirary soa antsi...
19/05/2025

Salama daholo

Sao dia misy liana ianareo namako fa misy opportunité tsara ity ho an'izay mitady asa oooo

Mirary soa antsika hatrany 🥰

📢Izahay ato Viky.Mdg dia mitady commerciales 📢

Critères :
❌ Mahafehy tsara resaka téléphone
❌ Manana Baccalauréat
❌ Mahay mifandray tsara amin’olona
❌ Tsy mora tezitra
❌ Manana sens de responsabilité

☎️Antsoy ny 038 93 648 07☎️

Bon plan tsara be sao dia mahaliana antsika fa efa mangatsika izao ny andro
17/05/2025

Bon plan tsara be sao dia mahaliana antsika fa efa mangatsika izao ny andro

Efa ho avy zao ny fetyManana pack brochette ihany koa izahay annnAsiana pakopakl sy sauce voanjo ary lasary 😋😋😋Aoka fots...
17/05/2025

Efa ho avy zao ny fety

Manana pack brochette ihany koa izahay annn

Asiana pakopakl sy sauce voanjo ary lasary 😋😋😋

Aoka fotsiny 👌

Io ary ny laharana raha hamandrika toerana eee

☎️ 034 90 604 68

Salama daholo Manomana fetim-pianakaviana ve ianao? Aza misalasala misafidy anay fa toy izao anie ny habetsakin'ny sakaf...
16/05/2025

Salama daholo

Manomana fetim-pianakaviana ve ianao?

Aza misalasala misafidy anay fa toy izao anie ny habetsakin'ny sakafo , ny tsirony moa aoka fotsiny 😋😋😋

Ka inona tsony moa no handrasana

Antsoy aingana ary ny laharana ☎️ 034 90 604 68

Ho avy zao ny fetin'ny P***a, ity misy sopapa kely afaka atao sakafo Sa ahoana hoy ianareo Afaka miantso anay koa anefa ...
17/04/2025

Ho avy zao ny fetin'ny P***a, ity misy sopapa kely afaka atao sakafo

Sa ahoana hoy ianareo

Afaka miantso anay koa anefa ianareo raha toa ka hanao fetim-pianakaviana annn!

Vonona hatrany izahay ny hanome fahafaham-po

Aza misalasala ary miantso ☎️ 034 90 604 68

Address

Antananarivo

Telephone

+261349060468

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mimi Sakafo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mimi Sakafo:

Share

Category