03/04/2022
Mankasitraka antsika rehetra nanohana ny antso dia misotra ny Tarika Mr Sayda t@ ny seho ny zoma 1er Aprily 2022 tao Dera.
Misotra ny équipe t@ fanohanana na ny any apita na ny eto an’toerana. Mankasitraka @ fiaraha miasa:
👉 DJ Natal teo @ animation
👉 Pimaso Madagasikara @ sary
👉 Vol au vent teo
@ Manaraka ndray Ary ‼️