I  L Y Une prestation très spéciale pour une personne très spéciale.

😬 Aza manaiky adalain'ny olona aminy bases TRADING 5.000ar sy 50.000ar zany fa omeko anareo gratuitement izany. Mampilaz...
24/09/2024

😬 Aza manaiky adalain'ny olona aminy bases TRADING 5.000ar sy 50.000ar zany fa omeko anareo gratuitement izany.

Mampilaza sahady nefa za hoan'izay te hisehatta aminy TRADING fa tsy mora ny fianarana an'io, tsy mampanankarena vetivety io ary tena mila ezaka sy fotoana be avy aminao.

👉Mila mazoto manao recherche enao ary raha te handalina ny "connaissances" anao dia mila mahafoy vola satria ilaina ny coach/mentor raha te handroso tsara ianao ou juste fidio tsara ny information ampidirina aminy loha be anao io fa maro no fake ao aminy internet sy youtube ao ‼️
Ary tandremo ny mpisoloky fa maromaro zalah ato.

Mazotoa mianatra de ito ny lien telegram

🔥 https://t.me/mokonazy 🔥

04/03/2024
Gâteau mangue🎂Izay tsy mihinana azy indray no marary kibo🤫Mbola entre 7.000ar et 12.000ar fona ny portion anay(misy red ...
18/11/2023

Gâteau mangue🎂
Izay tsy mihinana azy indray no marary kibo🤫

Mbola entre 7.000ar et 12.000ar fona ny portion anay(misy red velvelt) .
Passez votre commande chez nous ❤️
Sady maka quantité no qualité eh!!


Gâteau pour 10 personnes fa zaraina 8 hono 🤤 tsara lotra ❤️
08/07/2023

Gâteau pour 10 personnes fa zaraina 8 hono 🤤 tsara lotra ❤️



Pot d'adieu de Danielson Andrianaivo chez Jovena.Merci de votre confiance ❤️
31/05/2023

Pot d'adieu de Danielson Andrianaivo chez Jovena.
Merci de votre confiance ❤️




Cadeaux mahafinaritra kely hoan'ny olontianao ❤️💎 Collier + pendentif en vraie pierre à seulement 15.000ar 💎Mifidy colli...
21/04/2023

Cadeaux mahafinaritra kely hoan'ny olontianao ❤️
💎 Collier + pendentif en vraie pierre à seulement 15.000ar 💎

Mifidy collier ampiarahana amin'izay pendentif tianao ianao.
Commandez dès maintenant 😘
Livraison à partir de 3.000ar ou à récupérer Ankerana Ankadindramamy.

Bracelets en vraies pierres dispo 👌
Avec Besita Price
Contact: 034 83 668 50 ou MP



Gâteau en forme de PAO (dôme) 🤤 faly eryh ilay nicommande azy.A seulement 25.000ar ny anaky 3.A récupérer akaiky la rési...
17/04/2023

Gâteau en forme de PAO (dôme) 🤤 faly eryh ilay nicommande azy.
A seulement 25.000ar ny anaky 3.
A récupérer akaiky la résidence Ankerana.
Livraison possible à partir de 3.000ar.

Contact: 034 10 853 48 ou MP
Miaraka aminy Goût et Douceur



Gâteaux matsiro be nisy naka androany 🤤❤️
14/02/2023

Gâteaux matsiro be nisy naka androany 🤤❤️







🎁 Fêtez Saint Valentin avec nous 🎁🎤  Prestation live avec la chanson qu'il/elle aime.💐  Bouquet de fleurs.🎂  Gâteau red ...
09/02/2023

🎁 Fêtez Saint Valentin avec nous 🎁

🎤 Prestation live avec la chanson qu'il/elle aime.
💐 Bouquet de fleurs.
🎂 Gâteau red velvet et autres.
💎 Colliers et bracelets en vraies pierres .

Commandez dès maintenant !!
Contact: 034 10 853 48

Partenaire: Goût et Douceur , Besita Price , Ilyas Djiva , Longrich , ORCHI'DEESSE Beauté et Bien-être .






01/02/2023

Mankasitraka, mankatelina an'ilay ramose izay nanabe, nampianatra ary nahatafita.
Natao an-kira mananihany kely fa feno fankasitrahana😛

Ho ela velona ianao ramose❤️

Partenaire: Besita Price , Ilyas Djiva , Longrich , ORCHI'DEESSE Beauté et Bien-être , Goût et Douceur.





Address

Antananarivo

Telephone

+261348366850

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I L Y posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share