DJ SAFI

DJ SAFI 🇲🇬 DJ SAFI🇲🇬 Madagasikara 📍
✅ DJ ANIMATEUR EVENEMENTIEL ✅
🎧 DJ Mariage & Événements | Ambiance garantie 🔥
☎️ 038 69 415 73 (infoline)

😅 rehefa tsy afaka aho dia ry zalah no nafarako😁Samy te hijery AMBONDRONA 🇲🇬 📌 Hiran'ny tarika Ambondrona tena tinao? 🤔P...
27/09/2026

😅 rehefa tsy afaka aho dia ry zalah no nafarako😁
Samy te hijery AMBONDRONA 🇲🇬
📌 Hiran'ny tarika Ambondrona tena tinao? 🤔
Ps : Maraina vaovao ✅

🤍 Fiançailles — Anio 26 sept  ✅Ny antsipiriany kely no mamorona ny ambiance lehibe.Faly nizara ny talentako tamin'ity fo...
26/09/2026

🤍 Fiançailles — Anio 26 sept ✅
Ny antsipiriany kely no mamorona ny ambiance lehibe.
Faly nizara ny talentako tamin'ity fotoana manan-danja ity. ✨
DJ SAFI 🎧 | &

Juste manindry play ve hono 😭 ataovy ee 😁« Misy mieritreritra hoe Play ihany no kitihina… 😂Fa izahay DJ, tsy mivarotra b...
25/09/2026

Juste manindry play ve hono 😭 ataovy ee 😁
« Misy mieritreritra hoe Play ihany no kitihina… 😂
Fa izahay DJ, tsy mivarotra bouton fa mivarotra ambiance 🔥🎶 »

23/09/2026

Ho an'ireo tia manalazy tsara🔥

Ary raha mba asina REMIX " mashup " by DJ SAFI kely? Raikitra ve? 👇🇲🇬
22/09/2026

Ary raha mba asina REMIX " mashup " by DJ SAFI kely?
Raikitra ve? 👇🇲🇬

Mankaiza ary zany masonay zany?? 😅😭Tsy ilay ao an-tsainareo 🙈 fa réservation DJ décembre lty efa raikitra aaa✅
21/09/2026

Mankaiza ary zany masonay zany?? 😅😭
Tsy ilay ao an-tsainareo 🙈 fa réservation DJ décembre lty efa raikitra aaa✅

20/09/2026

Avy tampoka ny orana ⛈️ fa... Jereo ny tohiny 👇

18/09/2026

Tsotsotra kanefa tsara kay e?
DJ sy MC 🇲🇬

Ahoana fietsem-ponao rehefa tojo cocktail milay???Sambôsa déguste-na dia ny vazo mixe-na 😋😍
17/09/2026

Ahoana fietsem-ponao rehefa tojo cocktail milay???
Sambôsa déguste-na dia ny vazo mixe-na 😋😍

Ny famille anareo koa ve mafy anaty COMBRAZY ?? ✊Ny orana aza niara-nandihy taminay! Tsy nisy te hiala tamin'ny piste. 😂...
15/09/2026

Ny famille anareo koa ve mafy anaty COMBRAZY ?? ✊
Ny orana aza niara-nandihy taminay! Tsy nisy te hiala tamin'ny piste. 😂🌧️

Address

Itaosy
Antananarivo

Telephone

+261340835526

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DJ SAFI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DJ SAFI:

Shortcuts

Share

Category