Laurier-Voninkazo

Laurier-Voninkazo Tongasoa! Izahay dia mivarotra ravina Laurier maneran' Antananarivo

🍃 Laurier sauce: sady hanitra no haingo Anisan’ny mampiavaka ny laurier sauce ireo karazana zava-tsoa entiny ankoatran’i...
18/09/2024

🍃 Laurier sauce: sady hanitra no haingo

Anisan’ny mampiavaka ny laurier sauce ireo karazana zava-tsoa entiny ankoatran’izy mora karakaraina.

Afaka atao hanitra ho an’ny sakafo, ny dite avy aminy manasitrana aretina maro ary raha eo amin’ny sehatry ny fanahy dia manome fiarovana izy.
Manome haingo ny ao an-trano na ny eo anjaridaina ihany koa ny laurier sauce raha ambolena.

Mahazo tombony betsaka ianao raha mividy azy

Izahay dia mivarotra zanany ambolena 20 000ar na raviny fotsiny 5000ar

Antsoy mivantana ary ny 034 02 850 32 raha toa ka liana ianao ( possibilité de livraison na ihany koa recuperation commande eo Betongolo)

Vaovao tsara be!🌱Efa afaka manao livraison izahay( Antananarivo sy ny manodidina)Raha toa ka te hanao commande dia afaka...
01/02/2024

Vaovao tsara be!🌱

Efa afaka manao livraison izahay( Antananarivo sy ny manodidina)

Raha toa ka te hanao commande dia afaka miantso mivantana amin ny laharana 0340285032

Marihina hatrany fa 20 000ar monja ny laurier sauce zanany amidy ato aminay

Mirary tontolo andro mafinaritra ho antsika rehetra o

06/12/2023

Miarahaba e!🌱

Laurier sauce raviny sy zanany vao tonga. Raha liana amin'izany ianao dia afaka manao commande ato aminay

Mirary tontolo andro mafinaritra ho antsika rehetra o

Miarahaba antsika rehetra!Noho ny olana ara-teknika dia inty ny laharana afahana miantso anay mandritra ny fotoana voafe...
15/09/2023

Miarahaba antsika rehetra!

Noho ny olana ara-teknika dia inty ny laharana afahana miantso anay mandritra ny fotoana voafetra: 0340285032

Marihina fa mbola mivarotra Laurier Sauce zanany sy raviny hatrany izahay.

Mankasitraka antsika rehetra dia mirary zoma mafinaritra ihany koa🌿

Salama e! Androany indray isika dia hijery ireo karazana laurier faheno matetika. Raha toa ka misy tianao ho ampafantari...
08/06/2023

Salama e!
Androany indray isika dia hijery ireo karazana laurier faheno matetika.

Raha toa ka misy tianao ho ampafantarina momba azy ireo dia aza misalasala mizara eto @ pejy 🌿

19/03/2023
Salama daholo!Averina alefa eto ary ny fanaovana infusion laurier sauce ho an'ireo izay mbola tsy nahita
28/01/2023

Salama daholo!
Averina alefa eto ary ny fanaovana infusion laurier sauce ho an'ireo izay mbola tsy nahita

Salama daholo e!🌱
Androany indray isika dia iresaka momban'ny zava-tsoa entin'ny infusion ravina laurier sauce sy ny fikarakarana izany

Ny laurier sauce dia tena manasitrana ny areti-kibo: marary vavony, tsy mahalevon-kanina, misy rivotra.

Ahoana ary ny fanaovana infusion laurier sauce?
- maka ravina laurier sauce maina anaky 3 na 4 ianao
- ataonao anaty kopy hisotroana azy ary arotsaka ao ny ranomafana
-ajanona 10 minitra
Sotroina

Raha mila 1l infusion ianao dia:
-maka 10g laurier sauce maina
-arotsaka anaty rano mangotraka 1l
-avela 10 min
Sotroina

Izay indray ary ny fifampizarana kely azo natolotra antsika androany momban'ny laurier sauce.
Araho tsy tapaka ny pejy raha te afantatra bebekokoa ny vertus an'ny laurier sauce ianao.

Izahay koa dia mivarotra izany amin'ny vidiny mirary

26/11/2022

Salama daholo e! Ampatsiahivina antsika hatrany fa mbola mivarotra laurier sauce izahay.

20 000 ar ny zanany ambolena ary 5000 ar kosa ny raviny fotsiny( miisa 7)

Raha mila fanampim panazavana na te hanao commande dia miantso mivantana @ laharana 034 15 406 19

14/09/2022

Fantatrao ve?

"Laurier de chine" ny ravintsara amin'ny teny frantsay, ary samihafa tanteraka amin'ny laurier sauce.

Salama e! Efa 600 isika no manaraka ny pejy, kaonty izay ifampizarana ny soa azo avy amin'ny laurier sauce✨Ampatsiahivin...
02/09/2022

Salama e! Efa 600 isika no manaraka ny pejy, kaonty izay ifampizarana ny soa azo avy amin'ny laurier sauce✨

Ampatsiahivina hatrany anareo fa mivarotra izany amin'ny vidiny mirary izahay:
- 20 000ar ny zanany ambolena
- 5000ar raha raviny fotsiny ( miisa 7)

Afaka mandefa hafatra miafina ianao raha toa ka te anjifa izany

Laharana iantsoana anay mivantana: 0 34 15 407 19( mandritra ny heure de bureau)

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341540719

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Laurier-Voninkazo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category