26/05/2026
Mbola mitohy ny fandraisana commande ao amin’ny Maison Mikalfy Traiteur🌹
🌹Ho fankalazàna ny fetin’ny Reny dia manao fihenam-bidy izahay ato amin’ny Maison Mikalfy Traiteur.
Koa alefaso dieny izao ary ny commande gâteau ho an’i Neny 💐
- Faran’ny commande : Alakamisy 28 Mai
- Livraison : Sabotsy 30 mai
- Récupération : Commune Sabnam
💌Mp na 034 02 357 75
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ☀️