IDEM service traiteur

IDEM service traiteur Traiteur( mariage,baptême, fianceile, evenement familialle,,, ( mandray commande gâteau individuel, personage, paysage..)

12/03/2025
Ho anareo izay liana amin'ny resaka sakafo, midira mp fa ho valianay io.
10/12/2023

Ho anareo izay liana amin'ny resaka sakafo, midira mp fa ho valianay io.

Mitongava mp izay liana fa mirary ny sarany.
18/11/2023

Mitongava mp izay liana fa mirary ny sarany.

ianao izay liana amin'ny fianarana karazana sauce miditra mp fa mirary ny sarany.
18/11/2023

ianao izay liana amin'ny fianarana karazana sauce miditra mp fa mirary ny sarany.

19/02/2022

Efa mandray commande TACOS végétarien,végétalien, poulet na duo sns izahay, hanomboka tsy ho ela ihany koa ny formation cuisine de base ary ny fianarana fanaovana devis rehefa mikarakara mariage ianao, na lanonana maro samy hafa, afaka mandray anao isan'andro izahay na mivantana na miantso.

13/02/2022

Izahay dia, mikarakara ireto karazan tsakafo ireto: buffet européenne, buffet malagasy,buffet de île sns, fifankatiavana aram pivavahana, fifankatiavana aram piarahamonina sns.....afaka mampianatra anao any an trano amin'ny karazan tsakafo izay mety aminao, Num: 0349369408, 0324494033,,.........

Address

Ankatso
Antananarivo

Telephone

+261349369408

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IDEM service traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to IDEM service traiteur:

Share

Category