Futura Evenement

Futura Evenement Agence événementielle

Aiza ianareo ooooooo??? 😎🤗
27/05/2022

Aiza ianareo ooooooo??? 😎🤗

Avant goût, nous sommes prêts à vous recevoir, ianareo dodona izahay maika😘😘😘
27/05/2022

Avant goût, nous sommes prêts à vous recevoir, ianareo dodona izahay maika😘😘😘

26/05/2022

Arahabaina i Mampy Rama sy Tiah Tsû Andrianiaina satria izy ireo no mpandresy tamin'ny lalaon-tsika. Manasa anareo mirahavavy hiditra any amin'ny MP ho an'ny tapakilanareo.

J-5Animation et degustation gratuite Namaki Rhum mandritry ny Cabaret Njara Marcel sy Jacquis Randria Ofisialy 27 mai 20...
22/05/2022

J-5
Animation et degustation gratuite Namaki Rhum mandritry ny Cabaret Njara Marcel sy Jacquis Randria Ofisialy 27 mai 2022 au Le Pavé.


Miarahaba an'i Njara Marcel nahazo fahasoavana,  dia maharena tokatrano sambatra sy ho ambinin 'Andriamanitra. Ny ekipa ...
22/05/2022

Miarahaba an'i Njara Marcel nahazo fahasoavana, dia maharena tokatrano sambatra sy ho ambinin 'Andriamanitra.
Ny ekipa rehetra Futura Evenement

17/05/2022

TONONKIRA "FIAINAKO":
Ny fitiavanao no fiainako
Ilay endrikao mitsiky no fifaliako
Ireo tananao mihazona ahy,
no hery hoentiko miady
Ireo teny maminao no fanantenako
Ny fahorianao no jaliko
Ireo hantahanta ataonao ahy,
no manova ny toetra ratsiko
Tsy voafafa mandrakizay
Fa tsy haiko alaina sary an-tsaina
Hoe ahoana ny miaina, tsisy anao izany mama?
Ny foko efa zatra anao
Efa miraiki-pitia,
aminao zah, mbola tamana eh
Fa tsy haiko alaina sary an-tsaina
Hoe ahoana ny miaina, tsisy anao izany mama?
Ny foko efa zatra anao
Efa miraiki-pitia,
aminao zah, mbola tamana oh
Mama tiàko oh
Nitondra sivy volana an-kibo ianao Neny tsy kivy
Mama tiàko oh
Niharetanao ny mafy, nitondra ny mangidy
Mama tiàko oh
Mama eh... nomenao ho ahy avokoa tsy misy tambiny
Mama tiàko oh
Na vola na harena tsy misy mahasolo ny Fitiavany.
Mamy e mama eh ah, Mamy e mama eh ah (x4)
Nidododo ianao nanao izay hahatafita ahy
Tsy nitarai-tana-miempaka na marary
Ianao no solon'ilay Nahary
Ianao no mpanjakako eto an-tany
Toy ny paradisa izany
Na teo aza ireo sedra maro nandalo teo
Dia teo foana ianao mama...
Mamy e mama eh ah, Mamy e mama eh ah (x4)
(Ny fahitako ny tsikinao mihaino ity hira ity dia efa harena lehibe ho ahy. Hisaorako eto ilay Nahary, nanome ahy Reny toa anao. Ary tsy ho foiko mandrakizay, eny...na ho atao takalo ary izao tontolo izao).
Mama tiàko oh
Nitondra sivy volana an-kibo ianao Neny tsy kivy
Mama tiàko oh
Niharetanao ny mafy, nitondra ny mangidy
Mama tiàko oh
Mama eh... nomenao ho ahy avokoa tsy misy tambiny
Mama tiàko oh
Na vola na harena tsy misy mahasolo ny Fitiavany.
Mamy e mama eh ah, Mamy e mama eh ah (x2)
Raozy mamelana feno hatsarana
Mamy e mama eh ah, Mamy e mama eh ah (x2)
Loharano nipoirana feno hazavana
Mamy e mama eh ah, Mamy e mama eh ah (x2)

J-10Vonjivonjeo ny toerana Billet en vente au Le Pavé AntananarivoDe Près et de Loin de Mme Voahangy pav 144 145 Andravo...
17/05/2022

J-10
Vonjivonjeo ny toerana
Billet en vente au Le Pavé Antananarivo
De Près et de Loin de Mme Voahangy pav 144 145 Andravoahangy Solomaso
Tranomanga Grossiste Boisson Ambaranjana
En ligne avec Livraison



Ndao hilalao eeee🎊🎉⚡️Mahazoa billet 2 be izao hijerena Njara Marcel sy Jacquis Randria Ofisialy ny Zoma 27 Mai 2022 ho a...
10/05/2022

Ndao hilalao eeee🎊🎉⚡️
Mahazoa billet 2 be izao hijerena Njara Marcel sy Jacquis Randria Ofisialy ny Zoma 27 Mai 2022 ho avy izao ao amin'ny Le Pavé Antaninarenina.
Fepetra:
- J'aimer-o ny Page Futura Evenement
- J'aimer-o ny publication ary partager-o
- Ataovy commentaire ny titre hira tianao indrindra ary mentionner-o ny namana hanisy Réaction ny commentaire anao. 😍👍😮
Izay commentaire mahazo réaction betsaka indrindra no mahazo ny billet. 🥰😘👉
Raikitra ary eeee🏃‍♀️🏃🕺

Aza tara manjifa ny tapakilanao ho an'ity hetsika "REVY & KALO" ity. Achat en ligne ary afaka manao livraison ihany koa😁
07/05/2022

Aza tara manjifa ny tapakilanao ho an'ity hetsika "REVY & KALO" ity. Achat en ligne ary afaka manao livraison ihany koa😁

Azonao atao ny manjifa ny tapakilanao en ligne. Ampatsiahivina ny laharana: 034 28 377 14 na 032 51 449 92
06/05/2022

Azonao atao ny manjifa ny tapakilanao en ligne.
Ampatsiahivina ny laharana: 034 28 377 14 na 032 51 449 92




Efa manakaiky ny fotoana. Amboary dieny izao ny programaBillet dispo chez Voir plus net Pavillon 144 145 Andravoahangy S...
05/05/2022

Efa manakaiky ny fotoana.

Amboary dieny izao ny programa

Billet dispo chez Voir plus net Pavillon 144 145 Andravoahangy Solomaso, Antaninarenina, Grossiste Boisson Tranomanga Ambaranjana et sur notre page Futura Evenement

Achat de Billet en ligne avec livraison; gratuite partie Anosizato, Ambohipo, Andoharanofotsy, Antaninarenina, Soanierana, Tsimbazaza, autres à discuter.




Address

Antaninarenina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Futura Evenement posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Futura Evenement:

Share