Raza Events

Raza Events Organisatrice évènementielle(anniversaire,baptême,confirmation,fiançaille,mariage)

Izahay eto amin'ny Raza Events Dia mirary Krismasy Sambatra ho an'ny rehetra🌲⭐🎉🎊🎈🎀🎇🎆
24/12/2022

Izahay eto amin'ny Raza Events Dia mirary Krismasy Sambatra ho an'ny rehetra🌲⭐🎉🎊🎈🎀🎇🎆

Embellissez votre fête d'anniversaire avec nos ballons et bannières.       🎉🎈"HAPPY BIRTHDAY" 🎈🎉-Ballon : 20.000ar (coul...
07/12/2022

Embellissez votre fête d'anniversaire avec nos ballons et bannières. 🎉🎈"HAPPY BIRTHDAY" 🎈🎉
-Ballon : 20.000ar (couleur disponible rose,rouge,multi-couleur)
-Banner : 16.000ar (Couleur disponible doré paillette)
🚘Livraison possible Antananarivo et province

🌺Elaela tsy hita ka hanomana Promotion ho anareo tsy ho ela 💯Taggueo ireo namanareo teraka Volana Novambra🤗🥰Fa ho avy ts...
27/10/2022

🌺Elaela tsy hita ka hanomana Promotion ho anareo tsy ho ela 💯
Taggueo ireo namanareo teraka Volana Novambra🤗🥰Fa ho avy tsy ho ela banner HAPPY BIRTHDAY🎈🎈

-Manomana mariage ve ianao na fiançailles?💒 💍-Mitady matihanina hikarakara izany?-Aza misahirana intsony fa efa eto izah...
25/01/2022

-Manomana mariage ve ianao na fiançailles?💒 💍
-Mitady matihanina hikarakara izany?
-Aza misahirana intsony fa efa eto izahay hanome fahafaham-po anao
✨Pack Mariage A à Z✨
📆Fandrio dieny izao ny daty malaza

🤍Tanteraho ny nofinofinao🤍

Raza Events

Efa ho avy tsy ho ela ilay pack mariage eto @ Raza Events  Fa eo ampiandrasana izany aloha dia soraty ao @ " commentaire...
16/01/2022

Efa ho avy tsy ho ela ilay pack mariage eto @ Raza Events
Fa eo ampiandrasana izany aloha dia soraty ao @ " commentaires" ilay akama tokony efa hiroso amin'izay😊

🎆Tratrin'ny taona 2022 daholo😊Hitondra hafaliana sy haravoana ho antsika rehetra ity taona ity fahombiazana ihany koa😍👉D...
07/01/2022

🎆Tratrin'ny taona 2022 daholo😊
Hitondra hafaliana sy haravoana ho antsika rehetra ity taona ity fahombiazana ihany koa😍
👉Dia ireo tsy manambady,Manambadia amin'izay amin'ity taona ity😅😅dia aza misalasala manantona na miresaka aminay ny @ fanomanana sy fikarakarana izany🥰😍🥰

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny andro anio amin'ity taona ity🎉Mankasitraka izay rehetra niaraka taminay hatrany ...
31/12/2021

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny andro anio amin'ity taona ity🎉
Mankasitraka izay rehetra niaraka taminay hatrany ihany koa nandritra an'izay enim-bolana izay😍
Indrindra fa ianareo mpanjifa🥰🎆
Manaova fety sambatra daholo🎉🎇🎆🎊


Raza Events
,

Nouveau mois 😀😇 Nouvelle grâceNouveau combat😶🎊 Nouvelle victoire😇😇 Nouvelle Benediction DivRaza Events Events🌲🌲🌲
01/12/2021

Nouveau mois 😀
😇 Nouvelle grâce
Nouveau combat😶
🎊 Nouvelle victoire
😇😇 Nouvelle Benediction DivRaza Events Events
🌲🌲🌲

🎈 Decoration tsotra fa tsara🎈misaotra azy roa ny @ fahatokisana🥰😊Mirary soa azy mivady hatrany 👉Ianareo ihany koa aza mi...
30/11/2021

🎈 Decoration tsotra fa tsara🎈
misaotra azy roa ny @ fahatokisana🥰
😊Mirary soa azy mivady hatrany
👉Ianareo ihany koa aza misalasala mifampiresaka aminay eto ny @ fampihaingoana ny fetinareo

💚Malagasy iray ihany💚Manohana hatramin'ny farany💪Io ny anay😍 🐂🐂🐂
02/09/2021

💚Malagasy iray ihany💚
Manohana hatramin'ny farany💪
Io ny anay😍

🐂🐂🐂

Mbola misy hatrany ballon Happy birthday 🎈18.000ar
23/07/2021

Mbola misy hatrany ballon Happy birthday 🎈
18.000ar

-Efa hoavy ny andro malaza?Aza misahirana intsony ny amin'ny fikarakarana izany,fa afaka manampy anao izahay-Pack fiança...
19/07/2021

-Efa hoavy ny andro malaza?
Aza misahirana intsony ny amin'ny fikarakarana izany,fa afaka manampy anao izahay
-Pack fiançailles A a Z
Misy ihany koa ny pack Mariage

Address

Antananarivo

Telephone

+261349562859

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Raza Events posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Raza Events:

Share

Category