08/01/2026
Ity ny fotoanan-tsika voalohany taona ity 🤩
❤️ St Valentin 14 Fevrier no anolbohantsika azy ❤️
📢 APPEL AUX EXPOSANTS. 📢
✅Boutique en ligne ve ianao na koa efa manana boutique? Na manao asa tanana? Na koa te hampafantatra ireo entana amidinao? ary koa te hanakaiky bebe kokoa ireo mpanjifa.
➡️Natao ho anao ity hetsika karakarainay ity "VENTE PRIVÉE"ity:
👉 jeudi 12 - Vendredi 13 FEVRIER
👉 URBAN GALAXY FUTSAL Andraharo
🟪Na resaka akanjo, na kiraro, na firavaka, na produits cosmétiques, lingerie, na ranomanitra, decoration interieur, sac, indrindra ireo article afaka hatao fanomezana, article pour homme ... Na inona entana rehetra afaka exposé-na dia mety avokoa.
📟🧸🪞👖🍫👡👓🥾💄👠💍👛👜🧢👔👗🎮👟👙🛍️🥂🍷🍬🍾🏀
🟥Koa fandrio dieny izao ny toeranao satria voafetra ihany no afaka raisina.
🟨Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miditra ao amin'ny hafatra miafina na "MP" na koa miantso ny laharana eo ambany.
☎️ +261 38 13 267 57
BeM'ray MDG