POOPY tournée France 2K23

POOPY tournée France 2K23 Célébration du 40 ans de scène en France �

11/11/2025
13/09/2025

Miarahaba an i Poopy José Helihanta Ramahavalisoa @ zao tsingeritaona nahaterahany izao .Mirary ny soa sy ny tsara hoa azy , ary ho ela velona iaraka hifaly foana 🙏

Rampitso ary ô
14/06/2025

Rampitso ary ô

13/06/2025

Ndao ndray iaraka @ Poopy ary tsika eto France ô .Anonofy kel ndray 🤣.Aza adino @ alahady 15 juin zao à 15h , miaraka @ Bodo mits io an 😜❤️👍

Lasa moramora i Papa hoy Poopy .Mirary fihononana feno ho azy sy ny fianakaviana manontolo
14/04/2025

Lasa moramora i Papa hoy Poopy .Mirary fihononana feno ho azy sy ny fianakaviana manontolo

⚠️Tandremo adino an !Rendez-vous anareo amin'ny Tarika Iraimbilanja ao France manomboka ny 31 octobre izao.🌟Tafiditra an...
08/10/2024

⚠️Tandremo adino an !

Rendez-vous anareo amin'ny Tarika Iraimbilanja ao France manomboka ny 31 octobre izao.

🌟Tafiditra anatin'ny 40ème anniversaire an'izy ireo.
Mino izahay fa misy mpankafy ato ka naleo nizara.

1️⃣Ny date voalohany ao Paris :
31 Octobre ao amin'ny LUNE D'OR Villabé
20, Avenue des Courtes Epluches, 91100 Villabé

Efa disponible en prévente ny billet ka 30€ izany raha vidiana izao !
35€ kosa sur place.

Ao amin'ny pagen'izy ireo ao ny ilaina rehetra raha hividy billet.
𝐃𝐞𝐫𝐧𝐢𝐞̀𝐫𝐞 𝐓𝐨𝐮𝐫𝐧𝐞́𝐞 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐌𝐁𝐈𝐋𝐀𝐍𝐉𝐀 𝐞𝐧 𝐅𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞

Raikitra ve ?

05/10/2024

Fampiaraham-peo mamy ery❤️

Misy mpankafy Iraimbilanja koa ve isika ato mpanaraka ny pejy ?

13/09/2024

Amin izao fitsingerenan ny taona nahaterahan i Poopy izao d mirary soa ho azy isika .Ho tahin Ny Avo tokoa anie izy ka hahatratra ny taona mitsingerina indray ❤️❤️❤️

21/04/2024

Tohin POOPY 40 ans de scène aza adino ny :
- 1er mai Poopy sy Njila NJILA Officiel (guest Mahery Mahery Majika )
- 5 mai Poopy sy Rija Ramanantoanina samy ao @ CCESCA .Fampiarahampeo hafinaritra tokoa no seho ao .Fa indro misy fampiarahampeo nafinaritra koa nataon i Poopy t@ Manoa Ralisiarimanitra tao @ CCI Ivato mialohan tournée tany France .

Address

Antananarivo

Telephone

+261320773012

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when POOPY tournée France 2K23 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share