Shopping By Stéphanie

Shopping By Stéphanie Vaovao be !! Service traiteur misokatra ho an’ny rehetra
Contact 0381926144

🎁✨ 00 ARIARY AU LIEU DE 70.000AR ✨🎁Aleo asintsika JEUX kely aloha amnizao fêtes des mères ho avy izao 😍Ireto bijoux manj...
18/05/2026

🎁✨ 00 ARIARY AU LIEU DE 70.000AR ✨🎁

Aleo asintsika JEUX kely aloha amnizao fêtes des mères ho avy izao 😍
Ireto bijoux manjakely ireto 😱💍 no azonizay tsara vintana.

MORA KELY NY AZAHOANA AZY:
✅ Abonné o ny page Shopping By Stéphanie
✅ Mentionneo -namanao
✅ Partage-o maximum (+ enao mipartage + ny chance anao)
✅ Commenteo: JP 00AR

ARTICLE KARAZANY MARO2 IREO AZONAO AMNY 00 ARIARY DAHOLO RAHA TOKONY HO 70.000AR 😱

Andramo ihany fa sao dia ianao ilay tsara vintana , afaka ataonao cadeaux ho an’ny Neny na Vadinao na izay tinao omena azy fotsiny izy rehetra ireo amin’ity fête des mères ity 🥰💖 NA atolotrao ho an’ny tenanao ko aza mety foana!!!

✅️DIMANCHE 24MAI ATAONTSIKA FISARIHANA
✅️ATAONTSIKA MADIO SY MANGARAHARA TSARA FA AZA MATAOTRA

🥳BONNE CHANCE À TOUS 🤑🤑🤑

Bon début de semaine à tous 🥰😘
11/05/2026

Bon début de semaine à tous 🥰😘

Aleo aloha hisotro "VODY"  🥴
10/05/2026

Aleo aloha hisotro "VODY" 🥴

🎉 OFFRE TOUT INCLUS POUR MARIAGE 🎉À seulement 23.000Ar / personnes Hanao MARIAGE na événement hafa ve hianao nefa tsy ma...
08/05/2026

🎉 OFFRE TOUT INCLUS POUR MARIAGE 🎉
À seulement 23.000Ar / personnes

Hanao MARIAGE na événement hafa ve hianao nefa tsy mandany vola be? Ity no vahaolana ho anao! 💍✨

👉23.000 Ar / personne monja anefa efa saika hita ato avokoa ny ilaina amnizany rehetra!!!

🍽️ Menu complet (4 services) :
🥗 Entrée froide : Crudité royale
🧀 Entrée chaude : Macaronie au fromage
🍗 Résistance : Akoho sy petit pois na akoho sy henakisoa (au choix)
🍉 Dessert + Boisson : Salade de fruits + Jus naturel

🎂 BONUS SPÉCIAL :
✔ Gâteaux offert ho an’ny olona 20
✔ + Tête de gâteau ho an’ny mpivady

🎤 Efa Inclus koa :
✔ Salle de réception + décoration de base (salle tsotra eny Itaosy fa tsy espace)
✔ Sono + micro
(Mitondra mpanentana sy play list nizay hiranareo sisa)
✔ Serveur

🚚 Fanampiny :
Afaka manantona amin’izay toerana tianao ihany koa izahay (PRIX TSY MIOVA)

🎁 Tena tsy hitanareo efa tena sarotra ve ilay fiainana reto amnizao an? ka izany indrindra no anoloranay izao tolotra manokana izao mba hanolorana fahafaham-po ho anareo na de voafetra aza ny eo ampela-tanana!!!
Ka arara🎉 OFFRE TOUT INCLUS 🎉
À seulement 23.000Ar / personnes

Hanao MARIAGE na événement hafa ve hianao nefa tsy mandany vola be? Ity no vahaolana ho anao! 💍✨

👉23.000 Ar / personne monja anefa efa saika hita ato avokoa ny ilaina amnizany rehetra!!!

🍽️ Menu complet (4 services) :
🥗 Entrée froide : Crudité royale
🧀 Entrée chaude : Macaronie au fromage
🍗 Résistance : Akoho sy petit pois na akoho sy henakisoa (au choix)
🍉 Dessert + Boisson : Salade de fruits + Jus naturel

🎂 BONUS SPÉCIAL :
✔ Gâteaux offert ho an’ny olona 20
✔ + Tête de gâteau ho an’ny mpivady

🎤 Efa Inclus koa :
✔ Salle de réception + décoration de base (salle tsotra eny Itaosy fa tsy espace)
✔ Sono + micro
(Mitondra mpanentana sy play list izay hiranareo sisa nareo) 🥰
🔥 Vidiny mora, kalitao azo antoka 🔥
⛔️100PERSONNE MINIMUM

📞 Antsoy dieny izao fa voafetra ny toerana :
038 19 261 44

💐 OFFRE SPÉCIALE FÊTE DES MÈRES💐Ataovy miavaka ny fetin’i NENY amin’ity box gourmande plats coréens  ity ❤️Sakafo matsir...
06/05/2026

💐 OFFRE SPÉCIALE FÊTE DES MÈRES💐

Ataovy miavaka ny fetin’i NENY amin’ity box gourmande plats coréens ity ❤️
Sakafo matsiro, miavaka,ary feno fitiavana 🥰

🍜 Japchae (nouille)
🍗 Kan Poong Ki (poulet caramélisé)
🍗 Dak Tugim (poulet croustillant)
🍙 Kimbap (8 pièces)
🧀 Beignet fromage (3 pièces)
🍧 Glace au fruit
🍰 Gâteau au chocolat 🍫

✨ Cadeau parfait ho an’i maman

💰 Prix: 25.000 Ar
📦 Sur commande uniquement
🚚 Livraison disponible

💌 Option: petit mot spécial (+1.000 Ar)

📲 Commande mialoha dieny izao — quantité limitée! 038 19 261 44

👉Un cadeau simple, mais rempli d’amour 💖

🍹 OFFRE COCKTAIL 🍹Mitady cocktail ho an’ny événement ve ianao?👉 Anniversaire, fiançailles, réunion sa soirée privée…Izah...
04/05/2026

🍹 OFFRE COCKTAIL 🍹

Mitady cocktail ho an’ny événement ve ianao?
👉 Anniversaire, fiançailles, réunion sa soirée privée…
Izahay manolotra formule mifanaraka amin’ny budget rehetra 👌

🟢 PACK BASIC – à partir de 7.000 Ar / personne
✔️ 4 à 5 pièces cocktail
✔️ Boisson simple
➡️ Tsotra, mora, fa mahafa-po

🟡 PACK STANDARD – 12.000 à 18.000 Ar / personne
✔️ 6 à 8 pièces cocktail
✔️ Charcuterie + viande
✔️ Fruit de mer léger
✔️ Dessert léger
✔️ Jus naturel
➡️ Plus riche, plus présentable

🔵 PACK PREMIUM – 20.000 à 28.000 Ar / personne
✔️ 8 à 12 pièces cocktail
✔️ Viande, charcuterie, fruit de mer
✔️ Dessert varié
✔️ Jus à volonté
➡️ Élégant, complet, idéal événement important

🔥 PACK SPÉCIAL KOREAN – 30.000 à 35.000 Ar / personne
✔️ Korean fried chicken
✔️ Kimbap / nouilles / mandu
✔️ Spécialités coréennes
✔️ Jus à volonté
➡️ Expérience unique & tendance 💥

⚙️ Options disponibles:
🍷 Vin & boissons alcoolisées
🍰 Gâteau
🪑 Tables mange-debout
👨‍🍳 Serveurs

📞 Réservation
👉 038 19 261 44
👉 MP Shopping By Stéphanie

⚠️ Places limitées

✨ Cocktail tsara, service milamina, ary présentation manintona✨

IZA DAHOLO ILAY RENI-MPIANAKAVINA NA MANANA MAMAN NA VADY TENA TIA SAKAFO IRENY OO ?? METY HO ASINTSIKA OFFRE POUR MAMAN...
02/05/2026

IZA DAHOLO ILAY RENI-MPIANAKAVINA NA MANANA MAMAN NA VADY TENA TIA SAKAFO IRENY OO ?? METY HO ASINTSIKA OFFRE POUR MAMAN AMNITY FETINY RENY HO AVY ITY RAHA TSY MISY NY SAMPONA!!! AZA MATAOTRA FA ATAONTSIKA IZAY AZO ATAO MBA HAFAHANY REHETRA MISITRAKA IZAY TOLOTRA HO AN’NY FETINY RENY IZAY 🥰😘

IZA KO NO TSY AHAZO EO 🙄 IZA NO KOULERA TINAREO 🤧🤣
01/05/2026

IZA KO NO TSY AHAZO EO 🙄 IZA NO KOULERA TINAREO 🤧🤣

🔥 🔥🔥OFFRE TRAITEUR 🔥🔥 🔥🎉 Mitady traiteur ho an’ny mariage na événement ve ianao?Na dia kely budget aza, mbola afaka maha...
30/04/2026

🔥 🔥🔥OFFRE TRAITEUR 🔥🔥 🔥

🎉 Mitady traiteur ho an’ny mariage na événement ve ianao?
Na dia kely budget aza, mbola afaka mahazo service tsara, madio ary matsiro ianao 👌

💚 PACK ÉCO – 23.000 Ar / personne
👉 Presque tout inclus

✔️ Entrée froide : Crudité royale
✔️ Entrée chaude : Macaronie au fromage
✔️ Plat principal :
➡️ Akoho sy petit pois na Akoho sy henakisoa (au choix)
✔️ Dessert : Salade de fruits
✔️ Jus naturel

🎂 Gâteau pour 20 personnes offert
🎂 Tête de gâteau ho an’ny couple offerte

✔️ Salle tsotra + déco de base
✔️ Tables & chaises
✔️ Couvert complet
✔️ Sono + micro
✔️ Serveurs

➡️ Vahaolana feno ho an’ny budget voafetra

🍽️ OFFRES BUFFET & MENU (Traiteur uniquement)

🍛 Menu à 4 services – 25.000 à 35.000 Ar / personne
👉 Service à table, milamina sy élégant

🍽️ Buffet à volonté – 45.000 à 65.000 Ar / personne
✔️ 3 à 6 entrées
✔️ 2 à 5 plats principaux
✔️ Dessert (salade de fruits na cascade)
✔️ Jus à gogo
🍷 Vin (arakaraka budget)

🔥 Buffet Grillade / BBQ – 45.000 à 65.000 Ar / personne
👉 Sakafo mafana, ambiance festive
✔️ Grillades variées + accompagnements
✔️ Jus à gogo
🍷 Vin (option)

🥢 Buffet Spécial Korean – 75.000 à 95.000 Ar / personne
🔥 Spécialité anay
✔️ Korean fried chicken
✔️ Barbecue coréen
✔️ Nouilles / riz / légumes
✔️ Jus à gogo
🍷 Vin (option)

📞 Contact & réservation
👉 038 19 261 44
👉 MP Shopping By Stéphanie

⚠️ Places limitées isam-bolana

✨ Ny tanjonay: hanome sakafo tsara sy service matotra, na inona na inona budget-nao✨

ITY NY SALLE ANDRAISANAY ANAREO RAHA TSY MANANA TOERANA HIANAREO RA HISITRAKA ILAY TOLOTRA 23.000AR PAR PERSONNES 🥰❤️
24/04/2026

ITY NY SALLE ANDRAISANAY ANAREO RAHA TSY MANANA TOERANA HIANAREO RA HISITRAKA ILAY TOLOTRA 23.000AR PAR PERSONNES 🥰❤️

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261340381334

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shopping By Stéphanie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Shopping By Stéphanie:

Share

Category