Ma robe d'un jour

Ma robe d'un jour Boutique de location de robe de mariée

Robe princesse pailleté taille S-M en vente. Dos à lacet. 🤩 Wedding planner book offert en cadeau 🥰🤩Prix promo : 250.000...
17/08/2024

Robe princesse pailleté taille S-M en vente. Dos à lacet.
🤩 Wedding planner book offert en cadeau 🥰🤩
Prix promo : 250.000 Ar.

Modèle unique en vente. 🤩 Wedding planner book offert en cadeau pour l'achat de cette robe 🥰Robe de mariée importée, neu...
17/08/2024

Modèle unique en vente. 🤩 Wedding planner book offert en cadeau pour l'achat de cette robe 🥰

Robe de mariée importée, neuve, jamais porté 🥰🥰🥰
Couleur blanc, taille L-XL, dos à lacet. Prix promo : 400.000 Ar.

Nisafidy ny hanao mariage izy mivady ireto ka  10 ihany hono no invités 🥰 (sary indrana). Raha ianao dia iza avy ireo ol...
17/07/2024

Nisafidy ny hanao mariage izy mivady ireto ka 10 ihany hono no invités 🥰 (sary indrana). Raha ianao dia iza avy ireo olona 10 invités am mariage nareo izany 🫣😅

Mariage eny am plage 🏖️ 🥰… Iza daholo ireo manonofy hanao toy izany 🫣🥰 ( Sary indrana)
17/07/2024

Mariage eny am plage 🏖️ 🥰… Iza daholo ireo manonofy hanao toy izany 🫣🥰 ( Sary indrana)

Mariage gasygasy tsotsotra any Ambanivohitra 🥰 (Sary indrana). Ohatran’izao izany ny mariagen’i Dadabe sy bebe ry Nenito...
16/07/2024

Mariage gasygasy tsotsotra any Ambanivohitra 🥰 (Sary indrana).

Ohatran’izao izany ny mariagen’i Dadabe sy bebe ry Nenitoa sy Dadatoa tamin’izany 🥰😅
Asa anao ahoana re ny mariagen’ny zafikelintsika raha izao fivoaran’ny fanaovana mariage izao e 🫣😅

Mety efa mariage eny am Planeta Mars ngamba na any anaty rano fa tsy eto an tany intsony 😂😂😂

Hello hello, nos offres de location de robe mariée sont toujours disponible. 🥰🤩👸*** Plusieurs modèles disponibles en Mes...
15/07/2024

Hello hello, nos offres de location de robe mariée sont toujours disponible. 🥰🤩👸

*** Plusieurs modèles disponibles en Message privée
*** Gonflant offert avec la location
*** Location accessoire (voile, diadème etc) également disponible.

Humour du jour 🫣😅
06/03/2024

Humour du jour 🫣😅

Avis aux futurs mariés🥰Aza miala lavitra fa hisy offre speciale maromaro amty semaine ity… Androany amin’ny 11 ora ny vo...
04/03/2024

Avis aux futurs mariés🥰
Aza miala lavitra fa hisy offre speciale maromaro amty semaine ity… Androany amin’ny 11 ora ny voalohany. 🥰

Bon vendredi. :)
01/12/2023

Bon vendredi. :)

Robe mariée de nos 2 princesses Kate Middleton et Méghan Markle. Samy tsotra nefa tsara... Iza no tianareo ? ☺️PS. Miala...
30/11/2023

Robe mariée de nos 2 princesses Kate Middleton et Méghan Markle. Samy tsotra nefa tsara... Iza no tianareo ? ☺️

PS. Miala tsiny fa tsy tadidy lay titre officiel Sussex sns... Dia tsorina amin'ny princesse fotsiny aloha ny antsika 😅

Atsy ho atsy dia ho toy izao rehefa any am-piangonana... 🤣
29/11/2023

Atsy ho atsy dia ho toy izao rehefa any am-piangonana... 🤣

Address

Antanimena
Antananarivo
101

Telephone

+261342873652

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma robe d'un jour posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share