Lian's Karaoké

Lian's Karaoké Bar , Karaoké, discothèque, Restaurant

🔥LIVE ACOUSTIQUE PARTY avec ANDRY RALL🎸🎤Ao amin'ny KARAOKE LIAN'S Nanisana à partir 19h30 ce Vendredi 20 Mars 2026🥳Feo m...
09/03/2026

🔥LIVE ACOUSTIQUE PARTY avec ANDRY RALL🎸

🎤Ao amin'ny KARAOKE LIAN'S Nanisana à partir 19h30 ce Vendredi 20 Mars 2026🥳

Feo mivantana 🎙️mozika milay 🎶 ary ambiance miavaka sy mafana 🔥no iarahantsika ao aminio fotoana io ✨

Ento ny namana , ento ny tsiky...hankafy mozika 🔥🎵


Contact: 0386481931

🥳🥳 ANIMATION Beaufort🥳🥳🎤 Tsy mitsahatra hatrany ny Lian'S Karaoke sy ny Star Madagascar manome hafaliana ho antsika rehe...
24/02/2026

🥳🥳 ANIMATION Beaufort🥳🥳

🎤 Tsy mitsahatra hatrany ny Lian'S Karaoke sy ny Star Madagascar manome hafaliana ho antsika rehetra,manasa antsika rehetra Indray izahay amin'ny Animation Beaufort mividy 9 mahazo 12 amin'ny Zoma 27 Fevrier ho avy izao manomboka amin'ny 11 ora tolakandro ka hatramin'ny 12 ora alina 🍾🍻
Efa misy tsakitsaky maro isafidianana

🌟 Hiaraka hifety isika , hiaraka hifaly sy hihira ary handihy...

🍻 Ho SOA NY FIARAHANTSIKA 🍻

Lian's karaoké Nanisana sapin

📞 Contact: 0386481931

🎉 MITADY TOERANA HANAL'AZY AMIN'IZAO ANKATOKIN'NY FETY IZAO?🎤💃🕺👉 Lian’s Karaoké & Disco no toerana mety indrindra 🎶🎤 Kar...
17/12/2025

🎉 MITADY TOERANA HANAL'AZY AMIN'IZAO ANKATOKIN'NY FETY IZAO?🎤💃🕺

👉 Lian’s Karaoké & Disco no toerana mety indrindra 🎶

🎤 Karaoke mafana
🎧 Disco manaitra
🔥 Ambiance tsy hay tohaina

🕑 Misokatra : Alatsinainy - Alahady (7j/7)
⏰ 2 ora tolakandro hatramin'ny 2 ora maraina

📍 Toerana : Nanisana, akaikin'ny arrêt bus Sapin

✨ Tongava miaraka amin’ny namana, fianakaviana na olon-tiana
✨ Hira, dihy, fifaliana hatramin’ny maraina

🎊 Lian’s Karaoké & Disco — Ataovy fahatsiarovana ny fety! 🎊

🔥❌🎤🔴✨ LIAN’S KARAOKÉ & DISCO?Toerana natokana ho an’ny ambiance tsy manam-paharoa✔️ Ambiance voalanjalanja fa mahafinari...
12/12/2025

🔥❌🎤🔴✨ LIAN’S KARAOKÉ & DISCO?

Toerana natokana ho an’ny ambiance tsy manam-paharoa

✔️ Ambiance voalanjalanja fa mahafinaritra
✔️ Toerana milamina, madio, manaitra maso
✔️ Service sariaka sy rapide

Na te hiala sasatra ianao, na te hifaly hiaraka amin’ny namana, na mitady toerana hanaovana soirée kely

📍 Nanisana, akaikin’ny arrêt bus Sapin
⏰ Misokatra Alatsinainy – Sabotsy | 2 ora tolakandro – 2 ora maraina

📞 038 64 819 31

🎤 Mitady toerana hialana voly sy hiarahana amin’ny namana na fianakaviana ?✅Tongava ao amin’ny LIAN'S KARAOKÉ Nanisana –...
14/11/2025

🎤 Mitady toerana hialana voly sy hiarahana amin’ny namana na fianakaviana ?

✅Tongava ao amin’ny LIAN'S KARAOKÉ Nanisana – akaikin’ny arrêt bus Sapin!
Toerana tsotra nefa manintona, misy ambiance milay hatramin’ny farany!

🕑 Misokatra isan’andro : 2 ora tolakandro – 2 ora maraina

📍 Nanisana – Akaiky tsara ny arrêt bus Sapin

👉 Aza miandry ela e!
Taomy ny namana aman-tsakaiza 💋

🎤 ZOMA = KARAOKÉ TIME ! 🎶Tsy mila plan lavitra 👉 Tongava ao amin’ny Nanisana, akaikin’ny arrêt bus Sapin🕗 Manomboka amin...
07/11/2025

🎤 ZOMA = KARAOKÉ TIME ! 🎶

Tsy mila plan lavitra 👉 Tongava ao amin’ny Nanisana, akaikin’ny arrêt bus Sapin

🕗 Manomboka amin’ny 2ora tolakandro hatramin'ny 2ora maraina – misokatra ho an’ny rehetra !
Na mpihira matihanina ianao, na tia mihira fotsiny rehefa sambatra, dia eto no toerana ho anao! 🎵

💫 Tongava miaraka amin’ny namana
💫 Aoka ho zoma tsy hadino!

’nyFo

23/10/2025

Efa miverina misokatra manomboka amin'ny 2ora tolakandro hatramin'ny 2ora maraina isika anh 🔥
Misokatra ny Latsinainy hatramin'ny Alahady ny Karaoké 🎉
Ianareo sisa no andrasana hanal'azy iaraka aminay fa ny ambiance assuré foana 😉
Ka tongava maro ary eee...taomy daholo ny namana 🥳

Bisous bisous 💋

Miarahaba ooo 🥰Misokatra foana izahay isan'andro anh 🔥Amin'ny 2ora atoandro hatramin'ny 8ora alina , mandrapà tapitry ny...
08/10/2025

Miarahaba ooo 🥰
Misokatra foana izahay isan'andro anh 🔥
Amin'ny 2ora atoandro hatramin'ny 8ora alina , mandrapà tapitry ny couvre feu dia izay aloha ny leran-tsika 🫶

Mankasitraka 😘

25/09/2025

Ny grevy eo ihany fa tsy aleonareo mirevy anaty grevy?😁
Misokatra izahay anh 😉

Eeeeeeh...ianareo anie sisa no iandrasana eee 🥰Misokatra foana izahay ny Talata hatramin'ny Alahady ho fanomezana fahafa...
22/09/2025

Eeeeeeh...ianareo anie sisa no iandrasana eee 🥰
Misokatra foana izahay ny Talata hatramin'ny Alahady ho fanomezana fahafaham-po anareo clients 🫶
Eto Nanisana akaikin'ny arrêt bus sapin ny toerana misy ny antsika izao 😘

Assuré foana ny ambiance rehefa miaraka aminLian's Karaoké oké ♥️

Address

Nanisana Près De L'arrêt Bus Sapin
Antananarivo
101

Telephone

+261345901341

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lian's Karaoké posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category