31/07/2025
Voatendry ho Tale vaovaon'ny TVM i Kevin Deris, tompon'ny DL Visual, tanora mamiratra eo amin'ny sehatry ny famokarana horonantsary. Manana trano famokarana isan'ny harifomba sy raitra izy raha eto .
Mahombiaza be oo 🙏🏻🙏🏻