Cœur qui bat

Cœur qui bat Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cœur qui bat, Party Entertainment Service, Antananarivo.

❤️ Prestations SURPRISES
🎁 Création CADEAUX
🌹 Confection BOUQUETS DE FLEURS
WhatsApp : 038 78 762 09 / 𝟎𝟑𝟕 𝟐𝟎 𝟒𝟒𝟐 𝟏𝟎
Standard : 𝟎𝟑𝟕 𝟐𝟎 𝟒𝟒𝟐 𝟏𝟎 / 038 78 762 09
Service disponible : Lundi au Dimanche

📍 Antananarivo Madagascar

18/09/2026

Ohatr'izao anie ilay manana vady romantique e ! 😍 Hitany mijerijery vidéo ato amin'i Coeur qui bat foana hono i Madame dia notanterahany satria fantany hoe mba nofinofiny😍! Mamy eeee🥰🥰

Araho anie e ! 🥰
___________________

𝑈𝑛 𝑎𝑛𝑛𝑖𝑣𝑒𝑟𝑠𝑎𝑖𝑟𝑒 𝑜𝑢 𝑢𝑛𝑒 𝑎𝑢𝑡𝑟𝑒 𝑜𝑐𝑐𝑎𝑠𝑖𝑜𝑛 𝑎̀ 𝑐𝑒́𝑙𝑒́𝑏𝑟𝑒𝑟 ? 𝐹𝑎𝑖𝑡𝑒𝑠 𝑐𝑜𝑛𝑓𝑖𝑎𝑛𝑐𝑒 𝑎̀ 𝐶œ𝑢𝑟 𝑞𝑢𝑖 𝑏𝑎𝑡 !😍
☎ : 037 20 442 10 / 038 78 762 09

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

17/09/2026

Fisaorana an'ilay rahavaviny sy ny vadiny nahavita nitaiza sy nikolokolo an-janany nandritra ny 25 taona 😍💖! Tena hoe miavaka raha samy rahavavy sy zaodahy kosa izany o?🥰

Ao daholo ve ilay mpiray tampo, mpiady lava fahiny nefa tsy mifankafoy rehefa samy lehibe ireny?🥺
Oviana ianareo no hifanao 𝐒𝐔𝐑𝐏𝐑𝐈𝐒𝐄 ohatr'izao ? 😍
______________
𝑆𝑢𝑟𝑝𝑟𝑒𝑛𝑒𝑧 𝑣𝑜𝑠 𝑝𝑟𝑜𝑐ℎ𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑓𝑎𝑖𝑡𝑒𝑠 𝑏𝑎𝑡𝑡𝑟𝑒 𝑙𝑒𝑢𝑟 𝑐œ𝑢𝑟 !

☎ : 037 20 442 10 / 038 78 762 09

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

𝐒𝐮𝐫𝐩𝐫𝐢𝐬𝐞 𝐫𝐞𝐜𝐚𝐩 🤣 : Tonga tany amin'ny toeram-piasany izahay omaly hanao surprise ho azy dia vao henony hoe : 𝐝𝐞𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐝𝐞 ...
17/09/2026

𝐒𝐮𝐫𝐩𝐫𝐢𝐬𝐞 𝐫𝐞𝐜𝐚𝐩 🤣 : Tonga tany amin'ny toeram-piasany izahay omaly hanao surprise ho azy dia vao henony hoe : 𝐝𝐞𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐝𝐞 𝐬𝐞́𝐩𝐚𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 izy ity dia nihoraka eraky ny birao izy sady nasainy najanona avy hatrany ny discours😁🤧, nalainy ny bouquet dia niteny tamin'ny mpiara miasa izy hoe : "Enfiiiiiinnn !!! Hiantohako ny kaly atoandron'lisany rehetra androany, merci coeur qui bat😁🤣"

Mampihomehy ve sa mampalahelo ? 😁

NB : nahazoana alalana ny fitantarana story time kely mikasika azy ity !
________________________
𝑈𝑛 𝑏𝑜𝑢𝑞𝑢𝑒𝑡 : 𝑢𝑛𝑒 ℎ𝑖𝑠𝑡𝑜𝑖𝑟𝑒 🤭🌹😁
☎ : 037 20 442 10 / 038 78 762 09

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

Tia anao hono izy nefa tsy mbola nanome bouquet na hoe mba nanontanintany tarif tato amin'i Coeur qui bat fotsiny aza ? ...
17/09/2026

Tia anao hono izy nefa tsy mbola nanome bouquet na hoe mba nanontanintany tarif tato amin'i Coeur qui bat fotsiny aza ? LAINGAAA !!!🙄🤣

_______________
💐 𝐋𝐢𝐯𝐫𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐄𝐗𝐏𝐑𝐄𝐒𝐒 𝐝𝐞 𝐛𝐨𝐮𝐪𝐮𝐞𝐭𝐬 💨
☎ : 037 20 442 10 / 038 78 762 09

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

Tranga isan'ny nandona fo indrindra tamin'ity taona ity... 🥺Maman'ilay tovolahy namitaka sy nampijaly azy no manao ny 𝐬𝐮...
16/09/2026

Tranga isan'ny nandona fo indrindra tamin'ity taona ity... 🥺
Maman'ilay tovolahy namitaka sy nampijaly azy no manao ny 𝐬𝐮𝐫𝐩𝐫𝐢𝐬𝐞...
..Nisaraka hono izy roa, very asa ilay tovovavy, tsy manana trano, tsy maintsy hiverina hipetraka any amin'ny RAD, miverina zéro mihitsy ny fiainany...

Dia izao ny hafatr'ilay rafozany : "Ity misy vola kely hanombohana, omeko trano ipetrahana ndry dia ao fa hitadiavako asa. Neny naman'olona be dia be, ny fahaizan-dry tsy mahavery mandeha. Courage dia izaho eo foana rehefa ilaina. Je t'aime.💖

Ndriiii.... Misy tena tsara fo ny olona...☺

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

16/09/2026

Mody niteny hono ilay namany hoe tsy misy cadeau fa feno be ny poids any... Kay Coeur qui bat mihitsy no nalefa tany miaraka amin'ny cadeau d'anniversaire, hampifaly azy !😍

Ianao koa ve manana ilay namana lasa rahavavy tsapanao hoe tena tia be anao iny ?😍 Antsoy ao izy🥰
______________________
𝐶𝑜𝑛𝑡𝑎𝑐𝑡𝑒𝑧-𝑛𝑜𝑢𝑠 𝑝𝑜𝑢𝑟 𝑓𝑎𝑖𝑟𝑒 𝑏𝑎𝑡𝑡𝑟𝑒 𝑙𝑒 𝑐𝑜𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑒 𝑣𝑜𝑠 𝑝𝑟𝑜𝑐ℎ𝑒𝑠 !
☎ : 037 20 442 10 / 038 78 762 09

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

Bouquet annonce valin-kafatra ho an'ilay patiente-ny nitsotra hoe tara aminy😍. Voarainy hono izay dédicace nalefanao tao...
16/09/2026

Bouquet annonce valin-kafatra ho an'ilay patiente-ny nitsotra hoe tara aminy😍.

Voarainy hono izay dédicace nalefanao tao amin'i 𝐌𝐨𝐧 𝐜œ𝐮𝐫 𝐞𝐧 𝐦𝐨𝐭𝐬 izay dia ity novaliany amin'ny fomba spécial kely ity no mbola nampiany hafatra hoe : 𝐓𝐢𝐚𝐤𝐨 𝐝𝐚𝐡𝐨𝐥𝐨 𝐧𝐲 𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐨 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚... 𝐍𝐚 𝐧𝐲 𝐞𝐟𝐚 𝐡𝐢𝐭𝐚 𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐡𝐢𝐭𝐚...😍

Io izany ce qui risque gagne e ! 🤣 Sa ahoana ? 🤣😍
______________________________________
𝐸𝑥𝑝𝑟𝑖𝑚𝑒𝑧 𝑣𝑜𝑡𝑟𝑒 𝑎𝑚𝑜𝑢𝑟 𝑎𝑣𝑒𝑐 𝑛𝑜𝑠 𝑚𝑎𝑔𝑛𝑖𝑓𝑖𝑞𝑢𝑒𝑠 𝑏𝑜𝑢𝑞𝑢𝑒𝑡𝑠 𝑑𝑒 𝑓𝑙𝑒𝑢𝑟𝑠.
☎ : 037 20 442 10 / 038 78 762 09

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

Aventure mihitsy hoy Mr ilay manana vady bevohoka an! 🤣 Na miaina fahakizintinana isan’andro aza hono izy dia vao maika ...
15/09/2026

Aventure mihitsy hoy Mr ilay manana vady bevohoka an! 🤣 Na miaina fahakizintinana isan’andro aza hono izy dia vao maika te hampifalifaly anao foana anie e…😍

Ity bouquet ity izao fantany hoe tena tianao dia nataony commande manokana mihitsy au lieu de makamaka biriky ao an-tokontany ao fotsiny 🤣😍

Mamy kosa rangahhhhh !!!! 🤣🥰🥰
_____________
Et oui, afaka manao commande bouquet biriky koa ianareo 😂😍

☎ : 037 20 442 10 / 038 78 762 09

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

15/09/2026

Tsy nampoizin'i Neny mihitsy hoe hiaina 𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 spéciale be ohatr'izao izy ny andron'anniversaire any😍❤️. Ny vady, zanaka, vinanto, zafikely no naneho fitiavana azy teto😍!

Mba hahatratra ny 50 ans manaraka indray hono ! 🎉😍

Henoy anie ny hafatra e ! 🥰
__________________
𝐶𝑜𝑛𝑡𝑎𝑐𝑡𝑒𝑧-𝑛𝑜𝑢𝑠 𝑝𝑜𝑢𝑟 𝑠𝑢𝑟𝑝𝑟𝑒𝑛𝑑𝑟𝑒 𝑣𝑜𝑠 𝑝𝑟𝑜𝑐ℎ𝑒𝑠 !
☎ : 037 20 442 10 / 038 78 762 09

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

Aza mijanona mihitsy ! 💖
14/09/2026

Aza mijanona mihitsy ! 💖

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261327315139

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cœur qui bat posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cœur qui bat:

Shortcuts

Share